15/12/2024
Tandaaam 🔥🔥🔥🔥 Salama
❌ PLATEFORME. KAPAKAPA. ❌ indray aloha ny menu vonona androany 😊
‼️Raha misy kiraro ilainareo aza misalasala manontany Ao Amin'ny mp‼️
✅Averiko foana hoe rehefa misy Tiana tonga dia fandriho mba Tsy hanenina. Fa izahay koa tena olona tsotra azo ifampiresahana tsara.
✅ Prix et pointure efa misoratra amin'ny commentaires ny sary
✅ Ny frais de livraison à part foana manomboka amin'ny 3000ar
& Econo