Food Garden Bypass

Food Garden Bypass Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Food Garden Bypass, Farmers market, Food Garden Bypass, Antananarivo.

17/12/2025

Zanaka bitro kely , tena mahafinaritra ny mijery azy 🐰

11/12/2025

Tontolon'ny Akanga , andron'ny fanatodizana 🪺

03/12/2025

Foy ny Akanga 🪺

26/11/2025

Anisan' ny biby mahafinaritra raha ompina ary tena mahasalama iany koa ny henany 🕊️🕊️🕊️

Raha itady sakafo frais ara-pahasalamana dia aza misalasala miantso anay avy hatrany Viande de lapin frais : 25000Ar par...
20/11/2025

Raha itady sakafo frais ara-pahasalamana dia aza misalasala miantso anay avy hatrany
Viande de lapin frais : 25000Ar par pièce
Ka iza no anaterana fa manao livraison izahay
Na afaka manao récuperation ety amin'ny FOOD GARDEN BY PASS ihany ko ianareo
Tel : 038 38 004 13

18/11/2025

Ny Bitro koa tia mihinana akondro 🍌🍌🍌

Mbola misy vitsivitsy avant arrivage indray ny Bitro sy pigeon Ny AKanga miandry arrivage indray fa ho alefanay ato amin...
14/11/2025

Mbola misy vitsivitsy avant arrivage indray ny Bitro sy pigeon
Ny AKanga miandry arrivage indray fa ho alefanay ato amin'ny pejy iany rehefa tonga ho anareo maro be efa miandry
Prix Bitro : 25000Ar
Prix Pigeon : 13000Ar
Manao livraison izahay na afaka tonga dia alainareo mivantana ety amin'ny FOOD GARDEN BY PASS
☎️: 038 38 004 13

Mahafinaritra fona ny mahazo retour avy aminareo  Laokan'ny client  omaly Pigeon Ritra 🤤🤤🥰  BY_PASS
04/11/2025

Mahafinaritra fona ny mahazo retour avy aminareo
Laokan'ny client omaly
Pigeon Ritra 🤤🤤🥰
BY_PASS

Iza no anaterana laoka sy tsaky Bitro 🐇 sy Akanga gasy 🦃 amin'izao andro tsy fiasana izaoPrix Bitro : 25000Ar / pièce ( ...
01/11/2025

Iza no anaterana laoka sy tsaky Bitro 🐇 sy Akanga gasy 🦃 amin'izao andro tsy fiasana izao
Prix Bitro : 25000Ar / pièce ( efa voadio)
Prix Akanga gasy : 35000Ar / pièce ( efa voadio )
Manao livraison izahay na afaka manao récupération ety amin'ny FOOD GARDEN BY PASS
Téléphone : 038 38 004 13

30/10/2025

Avia hijery zanaka akanga! 😍

Address

Food Garden Bypass
Antananarivo
102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Food Garden Bypass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category