23/06/2025
Faly miarahaba atsika rehetra tompoko🤗
Efa nisokatra androany ny Magasin LANO Ambatondrazaka koa tsy mila mandeha lavitra intsony isika dia afaka manjifa ny entana izay ilaina maro karazany toy ny :
🔷 Groupe Electrogène
🔷 Moteur Kibota mitokana
🔷 Moteur Kibota miaraka Alternateur
🔷 Alternateur mitokana
🔷 Générateur Solaire
🔷 Pompe à aeu Solaire
🔷 Batterie , Panneau Solaire , sns
Toerana Jovena Ambatondrazaka
📞 034 25 812 84 / 034 45 894 91