Mouf'mãmy Fitahiana

Mouf'mãmy Fitahiana Mahay ny zavatra rehetra aho @ ilay mpampahery ahy

18/02/2026

Zaho refa Manomboka tonga saina am siosion 'ny tsy tia rehetra iny ....
🤭🙈

02/02/2026

"Trano sy harena no lova avy amin'i Ray, fa ny vady hendry kosa dia avy amin'i JÉHOVAH

Andry sy Finoana
Andohamandry

❤️ Ho fanohanantsika azy roa izay tena mamy be, andao mba asiana réaction ilay sary e! 😊

1️⃣ Tsindrio ilay sary dia jereo tsara ✅
2️⃣ Asio réaction “J’aime” 👍 raha manohana azy ianao
3️⃣ Araho (S’abonner / Follow) ny pejy Tokatrano sy Fanambadiana araka an’Andriamanitra mba hanankery ny vato napetrakao
4️⃣ Raha tena te hanohana azy ianao dia zarao (Partager) tsy misy fetra ilay sary, mba hahazoan’ny hafa manohana azy koa 💪❤️

Ary amporisihina ihany koa ny namana hanao partage, hanasa namana, hanao commentaire… mba hifampizara fitiavana sy fifaliana 💞

🙏 Faly mirary soa ho anareo mivady izahay eto amin’ny pejy, ho tahian’Andriamanitra mitafotafo amin’izao Volan’ny Mpifankatia izao,
ary amin’ny andro iainana rehetra 😇❤️

Tahian'Andriamanitra mitafotafo 🙏

Croissant 💋💖💞😋😋😋
03/05/2022

Croissant 💋💖💞😋😋😋

Address

Faralaza Talatamaty
Ambohidratrimo

Telephone

+261347927351

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mouf'mãmy Fitahiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share