Bio shop

Bio shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bio shop, Organic Grocery Store, Antanarivo, Ambohidratrimo.

Mankstrka bdb tpko amn fahatokisana anay 🙏🙏🙏
02/05/2026

Mankstrka bdb tpko amn fahatokisana anay 🙏🙏🙏

27/04/2026
Retour mamy Kely client nampiasa allergo 🥰🙏
27/04/2026

Retour mamy Kely client nampiasa allergo 🥰🙏

Ankasitrahanay foana ianareo Zay natoky anay Noho olana mahazo pagenau d nanao ity page ity zhay afahanau mofandrau amna...
27/04/2026

Ankasitrahanay foana ianareo Zay natoky anay
Noho olana mahazo pagenau d nanao ity page ity zhay afahanau mofandrau amnareo hatrany
Vonona anome n'y tsra hatrany
Reto page nahitana anay Téo aloha ka ra ms misoloky vokatray d ts izy zany f re ato no ampifandray antsika

Noho n'y olana misy amn pagenau d niezka zhay nikaroka vaholana Izahay iany reo ary mato ts niova numéro anay s'y momb a...
27/04/2026

Noho n'y olana misy amn pagenau d niezka zhay nikaroka vaholana
Izahay iany reo ary mato ts niova numéro anay s'y momb anay Dia vonona foana anome tsra ho anareo
Ialana tsinu bdb 🙏🙏🙏

Izahay iany ito tpko fa tena ms olana pagenau d Ato izahay
27/04/2026

Izahay iany ito tpko fa tena ms olana pagenau d Ato izahay

Izahay iany ty fa nisy olana page d Ato ndray tsika
26/04/2026

Izahay iany ty fa nisy olana page d Ato ndray tsika

Mankasitrana retour client fanafody angatra
26/04/2026

Mankasitrana retour client fanafody angatra

🚨 ALLERGIE TSY CALMANT FOTSINY NO VAHAOLANA 🚨❌ Raha calmant fotsiny → miverina indray ny soritr’aretina✅ Raha ALLERGO ST...
26/04/2026

🚨 ALLERGIE TSY CALMANT FOTSINY NO VAHAOLANA 🚨

❌ Raha calmant fotsiny → miverina indray ny soritr’aretina
✅ Raha ALLERGO STOP → miasa ao anaty, manampy manadio sy mampihena ny allergie amin’ny fotony

🌿 ALLERGO STOP dia: ✔️ Tsy manafina soritr’aretina fotsiny
✔️ Miasa lalina ao anaty vatana
✔️ Manampy ny vatana hiady amin’ny allergie avy ao anatiny
✔️ Manampy hampihena tsikelikely ny fiverimberenan’ny allergie

❓ Inona no mahatonga allergie ? 🔹 Tsy fahazakana sakafo (atody, ronono, hazandrano, sns)
🔹 Volon-biby (saka, alika)
🔹 Vovoka, fofontany, loto ao an-trano
🔹 Voninkazo sy vovobony
🔹 Setroka sy fofona mahery

👉 Ireo rehetra ireo dia miteraka allergie avy ao anaty, ka izany no mahatonga an’i Allergo STOP miasa tsy ety ivelany ihany fa ao anaty.

💚 100% naturel – vita amin’ny raokandro
💚 Tsy mampatahotra
💚 Mety ho tanora na antitra, lehibe na kely

👉 Ny vahaolana voajanahary dia miasa miaraka amin’ny vatana, tsy manery azy.

📦 Traitement 6 jours = dingana voalohany mankany amin’ny vatana milamina kokoa.

💰 Vidiny : 35.000 Ar
📍 Antananarivo
🚚 Mandefa faritra
🏠 Livraison tanana

📞 Contact : 038 68 760 75

✨ Raha tena te-hifehy ny allergie ianao fa tsy te-hamono soritr’aretina fotsiny…
Safidio ALLERGO STOP 🌿

Address

Antanarivo
Ambohidratrimo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bio shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share