Rasazy Kely

Rasazy Kely Manampy anao🥰
Manakaiky anao🥰

17/07/2025

🔔 𝗠𝗶𝗹𝗮 𝗺𝗶𝗮𝘀𝗮 𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 !

Tsy hoe hiandry vola avy amin’ny lehilahy.
Fa mila mijoro sy miezaka ho an’ny tenany ihany koa.

💼 Ny asa dia manome:
– Fahaleovantena
– Fahatokisan-tena
– Fiainana tsy miankina amin’olon-kafa

Ary aza adino:
Ny lehilahy manan-tsaina tsy manakana ny vehivavy hiasa,
fa mankasitraka sy midera azy.

👉 Miasa ho an’ny fianakaviana.
👉 Miasa ho an’ny nofinofy.
👉 Miasa ho an’ny fiainana mendrika.

Mendrika fiainana tsara ianao. Fa mila miezaka ho an’izany.

Ⓜ️ Maji MizaraP

Address

Ankazobe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rasazy Kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category