Sava Voandalagna

Sava Voandalagna Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sava Voandalagna, Ville basse, Antalaha.

09/02/2026

Huile coco 💯 % naturel
Mety atao am zaza
Mampaniry volo
Mety hanorana
Mety atao fanafody




#

09/02/2026
14/01/2026

VAOVAO BE !
MAMY BE !
MANITRA BE !

đŸ”„ Aiza no hatao ninao ?
Letchi sa Mangue sa Ananas ?
Alefaso am commentaires ao






Voalohany, misaotra an’i Jehovah Andriamanitra fa nitahy antsika izy.Manaraka, miarahaba antsika rehetra tratry ny taona...
10/01/2026

Voalohany, misaotra an’i Jehovah Andriamanitra fa nitahy antsika izy.

Manaraka, miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao 2026. Enga anie ity taona ity ho taona feno fahombiazana, hahafahantsika rehetra manatanteraka ny faniriana tsara ao amintsika tsaraikaraiky.

Tsy hay koa ny tsy hisaotra antsika mpanjifa sy mpividy rehetra, na eto an-toerana, na any amin’ny faritra hafa, ary koa ireo any ivelany. Misaotra betsaka tompoko ĂŽ đŸ™đŸœ noho ny fitokisana sy ny fanohanana. Hiezaka hatrany izahay hanatsara sy hanome izay tsara kokoa amin’ity 2026 ity.

Isaorana manokana koa ireo namana manoro hevitra sy na iro lalana nandritra ny taona lasa. Tena mankasitraka izahay ary mbola misokatra hatrany amin’ny soso-kevitra amin’ity taona vaovao ity 😁.

Ho anareo mpanaraka eto amin’ny pejy, misaotra indrindra. Aza misalasala manontany ao amin’ny commentaire na mandefa hafatra manokana (MP) raha misy zavatra mahaliana anareo đŸ‘‹đŸœ.

Farany, misaotra ny fianakaviana sy ireo rehetra manohana tsy tapaka, ary koa izay rehetra tsy voatonona.

Samy hotahian’Andriamanitra anie isika rehetra.

Tafandry mandry

10/01/2026

đŸ”„ UNE SEULE GOUSSE ET TU SENS LA DIFFÉRENCE

đŸ“© Commande en message privĂ© ou par tĂ©lĂ©phone
📞 00 261 34 54 884 56
f: Sava Voandalana

Address

Ville Basse
Antalaha
206

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sava Voandalagna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share