J-chaussure

J-chaussure Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J-chaussure, behoririka, Antananarivo.
(1)

Iza no Mbola tsy nahazo an'ilay VAROBOBA??😱🎉 Aza tara intsony amin'ity manaraka ity Ary✨AIR FORCE 2ÈME CHOIX TOUT BLANC ...
28/12/2025

Iza no Mbola tsy nahazo an'ilay VAROBOBA??😱🎉 Aza tara intsony amin'ity manaraka ity Ary✨

AIR FORCE 2ÈME CHOIX TOUT BLANC DE HAUTE QUALITÉ ✨🎉
✅PRIX: 35.000ar SEULEMENT 😱😱
✅Avo tsara ny vodiny amin'ilay tena qualité
✅Mafy Ary tsy mora milentaka na mivadika mavo
✅ 8porte lacet ihany koa
✅Made in Vietnam

Pointure disponible : 36-37-38-39-40-41-42-43

Dia aza adino fa omenay cadeau ba kiraro iray ianao isakin'ny mividy kiraro iray🎁🎉

☎️038.71.288.10

🚲🛵Manao livraison partout à Madagascar

ALERTE ALERTE ALERTE🚨‼️‼️Iza no Mbola tsy nahazo??? ⁉️Efa hoe PROMO BE ny kiraro aty aminay amzao fety izao💥🎉✨AIR FORCE ...
12/12/2025

ALERTE ALERTE ALERTE🚨‼️‼️Iza no Mbola tsy nahazo??? ⁉️
Efa hoe PROMO BE ny kiraro aty aminay amzao fety izao💥🎉

✨AIR FORCE VRAI CUIR 2ème CHOIX🎉:

✅PRIX: 35.000ar OUI 35.000AR SEULEMENT 😱😱
✅Avo tsara ny vodiny amle tena tsara hatrany
✅Tsy mora milentaka na mivadika mavo
✅ 8porte lacet ihany koa IZY
✅Tena tsara ny qualité ny cuire

🎁🎉Dia ARARAOTY Ary fa Sady mahazo ba kiraro (1) mamaim-poana ianao isakin'ny mividy iray🎉🎁

☎️038.71.288.10
🛵🚲Livraison partout à Madagascar

VARO BOBA POUR LA FÊTE🎉🎄Hanome fahafam-po be ho anao izahay amin'izao fety izao✨✅Air force one 2eme choix : 35.000ar ENY...
07/12/2025

VARO BOBA POUR LA FÊTE🎉🎄
Hanome fahafam-po be ho anao izahay amin'izao fety izao✨

✅Air force one 2eme choix : 35.000ar ENY EEHH 35.000ar fotsiny
✅Avo tsara ny vodiny tsy mora milentaka Ary tsy mivadika mavo
✅Made in Vietnam hatrany ary avec code QR
👉Pointure dispo: 36-37-38-39-40-41-42-43

🎉🎉Fa amin'izao fety izao dia isakin'ny mividy air force one (1) ianao dia mahazo chausette (ba kiraro ) iray CADEAUUU🎁 KOA ARARAOTY ARY FA TSY MISY OTRAN'ITY❗❗❗❗🎉🎉

☎️038.71.288.10
🚲Livraison partout à Madagascar

🌴✨🌸Summer Time Vibes🌴✨🌸 Fais briller ton été avec notre crop top corset pailleté ! Un mélange parfait de glamour et con...
01/09/2025

🌴✨🌸Summer Time Vibes🌴✨🌸
Fais briller ton été avec notre crop top corset pailleté ! Un mélange parfait de glamour et confort, idéal pour les soirées d’été, les festivals ou une sortie entre amies 💃
💎 Brille sous le soleil, scintille sous les étoiles 💎
☀️ Disponible en plusieurs couleurs tendance ☀️ Coupe flatteuse qui met en valeur ta silhouette ☀️ Ultra-léger pour un été 100% stylé
🔥 Cet été, ose le look qui attire tous les regards ! 🔥
👉 Shoppe maintenant et démarque-toi ✨
➡️ Limited Edition – Ne rate pas ta chance ✨

☎Contact: 038-71-288-10 Livraison partout à Madagascar

Salama daholo ehh!!!👋🏻😊Tonga indray ity ilay fety izay andrasan'ny maro😋🇲🇬Hamirapiratra ity fety ity satria misy anao ha...
30/05/2025

Salama daholo ehh!!!👋🏻😊
Tonga indray ity ilay fety izay andrasan'ny maro😋🇲🇬
Hamirapiratra ity fety ity satria misy anao hamirapiratra miaraka aminy eh🥰🥳✨
Ka araraoty ary fa asianay PROMO MAMIRATRA BE mety ho an'ny rehetra ehh🌻😍

✔Famatoram_bolo mirehitra: 6.000ar fotsiny ( dia efa mamiratra hatreny amin'ny volonao❤😚)

✔casque mafana kely: 23.000ar (mety hoanao izay hivaoka hariva fa sady mafana no manana haingo miavaka😱🥰)

✔Tsy hadinonay ihany koa ilay tena tinareo eh🥰 Lacet mirehitra✨🥳: 7.000ar ny paire😍

Ho an'izay mividy roa no mihoatra dia mahazo porte cle mirehitra mafatifaty ihany koa aty aminay❤🥳✨

Alefaso dia izao ary ny commandenao
📞Contact : 0343240986/0387128810
Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra ❤🌻

Toc TOC ry manjakely isany ohh!!💗🌟Ireto ilay efa niandransanlisany EFA ela be zay😱Entana bonne qualité no sady rentable ...
01/03/2025

Toc TOC ry manjakely isany ohh!!💗🌟
Ireto ilay efa niandransanlisany EFA ela be zay😱
Entana bonne qualité no sady rentable amzao foatoana eh😽🎉
Manja kely ny hoho andrie avy eo satria voahaingo amin'ny zavatra kanto sady miavaka kely❤

✔Manicure set (11pcs) : 15.000ar✨
✔Nail set (6pcs) : 8.000ar✨
✔EYELASH clip: 9.000ar✨
✔NAIL art (6pcs) : 12.000ar✨
✔NAIL glue (5pcs) : 9.000ar✨

Raha mahaliana anao ary tongava mp malaky ohh🥰

☎contact: 038.71.288.10

Manao livraison sy mandefa amin'ny faritra ihany koa
Misy promotion ho an'izay maka +de 4😚❤

Address

Behoririka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J-chaussure posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share