Fintsa M'lay

Fintsa M'lay Vonona ny hankme ny tsara indrindra ho anao,ny fahafaham'ponao dia fifaliana hoanay,FINTSA tsakotsako sy sakafo vita avy amin'ny akondro

Natao hoanao izay tia na mpihinana FINTSA(sakafo na tsakotsako vita avy ) ity,na ihany koa ho anao izay te hivarotra,Iza...
31/03/2022

Natao hoanao izay tia na mpihinana FINTSA(sakafo na tsakotsako vita avy ) ity,na ihany koa ho anao izay te hivarotra,Izahay dia afaka mamatsy FINTSA hoanao na aiza na aiza misy anao raha mbola eto Madagasikara.

Vidiny iray kilao:10.000Ar

Mbola misy vidiny hafa hoanao izay haka mihoatran'ny 4kilao
Afaka manatitra izahay na aiza na aiza misy anao raha mbola eto Antananarivo.Mandefa farintany ihany koa hoanareo any izay te hihinana FINTSA izahay.
Afaka miantso ny laharana:0341483187 raha mahaliana anao Tompoko.

Address

Antananarivo

Telephone

+261341483187

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fintsa M'lay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fintsa M'lay:

Share