13/04/2026
TSARA épices Madagascar.
Fantatrao ve fa ankoatra ny tsiron-tsakafontsika, ny zava-manitra dia manampy amin'ny fampihenana ny siramamy sy sira rehefa mahandro?
Akoatr'izany anefa dia manana tombony ara-pahasalamana maro ihany koa izy ireo.
Ny zava-manitra sasany koa dia manome hery, lanja ary tanjaka ny vatantsika raha sendra reraka ary ilaintsika indrindra amin'izao andro mangatsiaka izao.
Misy amin'izireo ihany koa manasitrana aretina maro ao anaty sy amin'ny hoditra toy ny fery, kohaka, asthma ary manatsara ny fiasany lalan-drà.
Manana ny zava-manitra maromaro izay hitantsika eto Madagasikara isika, izay efa voadio tsara, misy ny graines ary misy ihany koa ny poudre maro azo isafidianana toy ny : poivre noir, poivre sauvage, poivre blanc, fenugrec, carry , Tamotamo, jirofo, noix de muscade, tongolo gasy, poudre gingembre, sakay, coriandre, Combava, vomaho na sésame, poudre cannelle, cannelle bâton, origan, Tantely, masala, cardamome, Anis étoilé, 5 épices, poudre moringa na Ananambo, gousses de vanille, extrait de vanille, poudre de vanille, caviar de vanille...
Misokatra ny Alatsinainy ka hatramin’ny Asabotsy. Rond Point JOVENNA AMPASIKA miantso raha hanao récupération ary manao livraison Tana ary mandefa any faritra rehetra eto Madagascar. Hitantsika ao amin'ny Commentaire voalohany ny prix par 100g.
034 46 913 65/+261329040187/0348719384