31/08/2022
Hoantsika mpanao VENTE EN LIGNE
Hoantsika mila TAXI MOTO.
Izahay dia afaka manome fahafaham-po anareo.
Maka sy manatitra ny entanareo (entam-barotra na hafa...) alainay maimaim-poana ary aterinay amin'ny sarany 3000ar (bisikleta)
Manao service momba ny TAXI MOTO (maka sy manatitra mpiasa na mpianatra, ireo maika hamonjy fotoana...)
Tongava ary miresaka mp na miantso : 0330309434/ 0347993677/ 0385310363.