19/03/2026
Lita Reny sy Zaza 🍼
Kit 3 étapes marque
ho an’ny zaza manomboka 3 volana 👶
✔️ Manalefaka ny fanaintainan’ny nify mivoaka
✔️ Dingana 3: nify aloha, afovoany ary aoriana
✔️ Silicone azo antoka, tsy misy BPA
✔️ Azo atao anaty vata fampangatsiahana ho fanamaivanana bebe kokoa
👉 Mora raisin’ny tanana kely, sady manampy amin’ny fitomboan’ny zaza.
🤳Aza misalasala miantso na manantona mivantana ety amin'ny magasin Ankorondrano akaikin'i gymnase 0380111115