Mamiratra Tôles Ambodihady

Mamiratra Tôles Ambodihady Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mamiratra Tôles Ambodihady, Antananarivo.

27/08/2025
26/08/2025
💥Eo an-dalam-panafoana ve ianao? 👉Ato amin’ny Mamiratra tôle misy an'ilay tafo tadiavinao. Amin’ny vidiny tena mirary ne...
26/08/2025

💥Eo an-dalam-panafoana ve ianao?
👉Ato amin’ny Mamiratra tôle misy an'ilay tafo tadiavinao. Amin’ny vidiny tena mirary nefa ÉPAISSEUR RÉEL avokoa.
👌Ny kalitao moa dia tena amin'ilay tadiavinao mihitsy satria sady mafy no mateza avokoa.
📌Misy karazany azonao isafidianana.
➡️Misy Aluzinc miloko sy tsy miloko. Misy koa ny prélaquée na koa hoe Tôle miloko.
➡️Ny paoziny misy moa dia ONDULÉE sy GALVABAC.
➡️Ny refiny indray dia misy standard (2m/2.50m/3m) nefa koa misy sur mesure, izany hoe manapaka izay refy tadiavinao.
➡️Ny vidiny isa-metatra moa dia hitanao ao @ sary fanehoana etsy ambany avokoa.
🚛Ny Livraison kosa indray dia gratuite hoan'ny eto Antananarivo raha maka + de 50m. Afaka mandefa any @ faritra ihany koa nefa.
🎁Tadidio fa mbola misy fihenam-bidy hoan’izay maka maro an.

📌Aza misalasala ary miantso ny laharana: 0348399091/0337519790
🏪Toerana: Ambodihady route digue ampitan’ny mpivarotra fanaka.

💥PROMOTION Tôle ondulée sy galvabac prélaquée ato amin’i Mamiratra tôle. 📞0348399091/0337519790🏪Ambodihady route digue a...
18/08/2025

💥PROMOTION Tôle ondulée sy galvabac prélaquée ato amin’i Mamiratra tôle.
📞0348399091/0337519790
🏪Ambodihady route digue ampitan’ny mpivarotra fanaka.
💯Aza misalasala fa tena vrai épaisseur io. Ny kalitao moa dia tena tsara ihany koa 👌

🚚Livraison gratuite raha maka + de 50m eto tana.
🎁Mbola misy fihenam-bidy hoan’izay maka maro

08/08/2025

🔴 PROMOTION ! PROMOTION Tôle amin'ilay mafy tsara sady mateza no 💯VRAI ÉPAISSEUR.
➡️ Tôle Ondulée Aluzinc standard. 90cm de large
➡️ Longueur 2m/2.50m/3m
☎️0348399091/0337519790
➡️ Toerana : Ambodihady route digue ampitan'ny mpivarotra fanaka.
👇 Vidiny isametatra
-014:9.000ar/m
-018:11.500ar/m
-020:12.500ar/m
-025:14.500ar/m
-030:17.000ar/m
-040:24.000ar/m

🚚 Livraison gratuite sur tana
🎁 Mbola misy fihenam-bidy hoan'izay maka maro.
💯 Hamafisiko tsara fa tena VRAI ÉPAISSEUR Io misy soratra original.

23/07/2025

💥Ho anao izay mbola tsy nampiasa ny Tôle Aluzinc, andramo dia ho hitanao ny hatsarany sy ny fahatezàny ary ny koa ny hateviny.
📌 Misy couleur gris, bleu, vert
📌Forme: ondulée sy galvabac.
📞0348399091/0337519790
🚚Livraison gratuite sur tana raha maka + de 50m
🎁Mbola misy fihenam-bidy hoan’izay maka maro
🏪Ambodihady route digue ampitan’ny mpivarotra fanaka

💥Ho anao izay mbola tsy nampiasa ny Tôle Aluzinc, andramo dia ho hitanao ny hatsarany sy ny fahatezàny ary ny koa ny hat...
16/07/2025

💥Ho anao izay mbola tsy nampiasa ny Tôle Aluzinc, andramo dia ho hitanao ny hatsarany sy ny fahatezàny ary ny koa ny hateviny.
📌 Misy couleur gris, bleu, vert
📌Forme: ondulée sy galvabac.
📞0348399091/0337519790
🚚Livraison gratuite sur tana raha maka + de 50m
🎁Mbola misy fihenam-bidy hoan’izay maka maro
🏪Ambodihady route digue ampitan’ny mpivarotra fanaka

Address

Antananarivo

Telephone

+261348399091

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamiratra Tôles Ambodihady posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share