Tantely pur Niaouli

Tantely pur Niaouli Mivarotra vokatra momba ny tantely,
Tsy mifangaro laro hafa fa pure
Azo antoka
Mora vidy

Ialana tsiny ho an'ireo tsy nahazo. Amin'ny manaraka indray ary ô
07/07/2023

Ialana tsiny ho an'ireo tsy nahazo.
Amin'ny manaraka indray ary ô

🌼🌼Tantely pur-Miel de Niaouli avy any Manakara 🌼🌼👉16.000 Ariary ny litre. 👉Toerana: Andranonahoatra Itaosy fa afaka mana...
27/06/2023

🌼🌼Tantely pur-Miel de Niaouli avy any Manakara 🌼🌼
👉16.000 Ariary ny litre.
👉Toerana: Andranonahoatra Itaosy fa afaka manao livraison ihany koa
👉Tel: 0345430504 na 0348527453

Ny pejy Tantely pur Niaouli dia miarahaba antsika nahatratra ny Asaramanitra 2023.Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳...
26/06/2023

Ny pejy Tantely pur Niaouli dia miarahaba antsika nahatratra ny Asaramanitra 2023.
Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🥳🥳🎉🎉

🎉🎉Mirary fety sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy,🇲🇬🇲🇬 indrindra ny ankizy 🤗🤗❤❤Ankoatra ny varotra dia manao asa sosialy ...
25/06/2023

🎉🎉Mirary fety sambatra ho an'ny vahoaka Malagasy,🇲🇬🇲🇬 indrindra ny ankizy 🤗🤗
❤❤Ankoatra ny varotra dia manao asa sosialy ihany koa ny pejy ☺☺
💚Ity no asa sosialy voalohany nataonay, niarahana nifarimbona tamin'ny 💚Association Fanantenana 💚 🤝✊
🇲🇬🇲🇬🇲🇬Manaova fety sambatra daholo 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Mirary soa ho an'ny Ray rehetra 🥳🥳
18/06/2023

Mirary soa ho an'ny Ray rehetra 🥳🥳

🗣Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♂️📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fahalalana...
15/06/2023

🗣Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♂️
📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fahalalana azy ireo😊
✅Amin'izao fankalazana ny iray volan'ny ankizy izao dia manao hetsika ho an'ny ankizy ny eto amin'ny pejy "Tantely pure".
✅Hanampy, hizara fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy any amin'ny toerana niavian'ny tantely pur no hatao amin'izany😊😊
✅Ndao hiara-hientana aminay ary🙂
✅Mividy tantely pure 1 litre=manome 1000ar hividianana fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy ireo🥰🥰🥰
💚💛Mandefasa MP na miantso ny 0345430504 na 0348527453.
✅Prix:16.000ar/litre

Zarao raha sitrakao
👇👇👇👇👇👇

📣📣5 Jona, andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana 🌏 🌍 🆘️👇👇👇👇👇⚠️⚠️Eo amin'ny 1️⃣1️⃣ millions taonina ny fako plastika...
05/06/2023

📣📣5 Jona, andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana 🌏 🌍
🆘️👇👇👇👇👇
⚠️⚠️Eo amin'ny 1️⃣1️⃣ millions taonina ny fako plastika miparitaka any anaty ranomasina isan-taona ary mety hitombo avo telo heny izany hatrany amin'ny 2040 raha tsy misy ny fandraisana andraikitra manoloana izany.
🤝Manana adidy manoloana izany ihany koa ny pejy "Tantely pure"🤝
Inona no hatao???
✅✅Ho antsika efa mpanjifa ato amin'ny tantely pure ka manana ilay tavoahangy plastika iny:
♻️♻️Mbola azontsika ampiasaina indray ny tavoahangy rehefa lany ny tantely, ohatra hoe asiana rano, asiana menaka🍶🥛
🪴🪴Na ihany koa, raha tsy manana tany malalaka ianao nefa tia mamboly voninkazo na legioma 🥕🥔🍅, afaka atao tavim-boninkazo ihany koa ny tavoahangy plastika 😊😊.
✅Fa indrindra?
👉👉Rehefa mividy tantely ianao amin'ny manaraka dia afaka atakalo ny tavoahangy, ary amin'izay fotoana izay dia lasa 1️⃣5️⃣5️⃣0️⃣0️⃣ ar/ litre ny vidin'ny tantelinao....

Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra 🥰🥰🥰
04/06/2023

Mirary fety sambatra ho an'ny reny rehetra 🥰🥰🥰

Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♂️🙋‍♂️📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fah...
03/06/2023

Ôôoiiiiiôôô, ndeha hianatra izahay 🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♂️🙋‍♂️
📣📣Anisan'ny zo fototry ny ankizy ny fampianarana sy ny fanomezana fahalalana azy ireo😊
✅Amin'izao fankalazana ny iray volan'ny ankizy izao dia manao hetsika ho an'ny ankizy ny eto amin'ny pejy "Tantely pure".
✅Hanampy, hizara fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy any amin'ny toerana niavian'ny tantely pur no hatao amin'izany😊😊
✅Ndao hiara-hientana aminay ary🙂
✅Mividy tantely pure 1 litre=manome 1000ar hividianana fitaovam-pianarana ho an'ireo ankizy ireo🥰🥰🥰
💚💛Mandefasa MP na miantso ny 0345430504 na 0348527453.
✅Prix:16.000ar/litre

Zarao raha sitrakao
👇👇👇👇👇👇

Hey😃 Misy foana ny tantely ato aminay 😉😉           👉Afaka mi test vao mandoa vola 🙂
31/05/2023

Hey😃
Misy foana ny tantely ato aminay 😉😉



👉Afaka mi test vao mandoa vola 🙂

Efa akaiky tokoa ny fetin'ny reny🤗🤗
Ndao mba atao tantely pur indray ny fanomezana ho azy e🥰🥰 . Sa ahoana???
🍯Tantely azo avy amin'ny Niaouli 🌼🌼
👉16.000 Ariary monja ny litre🍯🍯
📩📩MP ary

Efa akaiky tokoa ny fetin'ny reny🤗🤗Ndao mba atao tantely pur indray ny fanomezana ho azy e🥰🥰 . Sa ahoana???🍯Tantely azo ...
27/05/2023

Efa akaiky tokoa ny fetin'ny reny🤗🤗
Ndao mba atao tantely pur indray ny fanomezana ho azy e🥰🥰 . Sa ahoana???
🍯Tantely azo avy amin'ny Niaouli 🌼🌼
👉16.000 Ariary monja ny litre🍯🍯
📩📩MP ary

Address

Itaosy
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261345430504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tantely pur Niaouli posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category