Vente de bonbon tamarin

Vente de bonbon tamarin Izahay dia mpamokatra sy mpamarotra bonbon tamarin ary ahitana tsiro 4 samihafa .

🔥 BONBON TAMARIN MAOJY 🔥Mamy 🍬 | Misy sakay 🌶😋 Tsiro tena tsy hay tohaina, mety amin’ny filànao rehetra!🤰 Na dia ny reny...
29/04/2026

🔥 BONBON TAMARIN MAOJY 🔥
Mamy 🍬 | Misy sakay 🌶
😋 Tsiro tena tsy hay tohaina, mety amin’ny filànao rehetra!
🤰 Na dia ny reny bevohoka aza dia efa tsy mahatohitra!
📦 200g : 4000Ar
📲 Manaova commande amin’ny WhatsApp : 0386300692
📘 Facebook : Vente de bonbon tamarin MaoJy
👉 Aza miandry ela, voafetra ny stock!

🔥 BONBON TAMARIN MAOJY 🔥
Sucré 🍬 | Pimenté 🌶
😋 Goût irrésistible, parfait pour toutes vos envies !
🤰 Même les mamans craquent déjà !
📦 200g : 4000ar
📲 Commandez sur WhatsApp : 0386300692
📘 Facebook : Vente de bonbon tamarin MaoJy
👉 Dépêchez-vous, stock limité !

Livraison Tana et province

🎁 Efa nahazo loka ny mpandresy! 🎁👏 Arahabaina i Randrianarisoa Fanja Nirina Voarainy soamatsara ny Bonbon tamarin MAOJY ...
29/04/2026

🎁 Efa nahazo loka ny mpandresy! 🎁
👏 Arahabaina i Randrianarisoa Fanja Nirina
Voarainy soamatsara ny Bonbon tamarin MAOJY 😍
😋 nanotaniana izy Dia nilaza:
👉 “Tena matsiro be"
🔥 Ianao koa afaka manandrana an’io tsiro mampiankin-doha io
📦 200g: 4000ar
📲 Commande: 0386300692 n'a midira mp

🎁 Notre gagnante a reçu son lot ! 🎁
👏 FéliRandrianarisoa Fanja Nirina Fanja Nirinaja Nirina
Voarainy soamatsara ny Bonbon tamarin MAOJY 😍
😋 nanotaniana izy Dia nilaza:
👉 “Tena matsiro be"
🔥 Ianao koa afaka manandrana an’io tsiro mampiankin-doha io
📦 200g: 4000ar
📲 Commande: 0386300692 n'a midira mp

👉 Misaotra anareo rehetra nandray anjara!
👉 Hisy surprise hafa indray atsy ho atsy 😉

🎁 Notre gagnante a reçu son lot ! 🎁
👏 Félicitations à Randrianarisoa Fanja Nirina
Elle a bien reçu ses bonbons tamarin MAOJY 😍
😋 Son avis :
👉 “Trop bon”
🔥 À votre tour de goûter ce plaisir irrésistible
📦 200g : 4000ar
📲 Commandez : 0386300692 Ou mp....

👉 Merci à tous pour votre participation !
👉 D’autres surprises arrivent bientôt 😉

29/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Brãjïmän Jëss, Noumena Njaratiana, Chrish Tina Henintsoa

Salama daholoIlay sucré sa salé sa gingembre no tianareo andramana?
27/04/2026

Salama daholo
Ilay sucré sa salé sa gingembre no tianareo andramana?

🏆 RESULTAT OFFICIEL – JEU CONCOURS MAOJY 🏆Misaotra betsaka Anareo rehetra nandray anjara 😍🔥🥇 MPANDRRandrianarisoa Fanja ...
25/04/2026

🏆 RESULTAT OFFICIEL – JEU CONCOURS MAOJY 🏆

Misaotra betsaka Anareo rehetra nandray anjara 😍🔥

🥇 MPANDRRandrianarisoa Fanja Nirinairina
👉 Total réaction: 228 réactions
[Jereo porofo amin'ny commentaire 👇]: https://www.facebook.com/100076249508546/posts/1040036955214612/?app=fbl

🎁 Lokanao: 3 paquet Bonbon Tamarin MAOJY GRATUIT

*HAKA LOKA:
Andefaso MP izahay anio hatramin’ny 28 Avril 2026. Lazao ny numéro-nao + toerana alefa.

Misaotra indrindra tamin’ny rehetra! Tsy nahazo izao? Aza manahy, misy lalao hafa ho avy tsy ho ela 😉

🇫🇷 RÉSULTAT DU JEU CONCOURS MAOJY 🏆 Randrianarisoa Fanja Nirina Fanja Nirina avec 228 réactions
🎁 Cadeau: 3 paquets MAOJY GRATUITS
Contactez-nous en MP avant le 28/04 pour récupérer votre lot!

❤️ Misaotra betsaka

🚨🚨 FARANY SISA 2 ANDRO 🚨🚨🍬 MAOJY – Bonbon Tamarin 🍬🇲🇬⏳ 2 ANDRO SISA dia hifarana ny lalao!Efa nandray anjara ve ianao? 😱...
22/04/2026

🚨🚨 FARANY SISA 2 ANDRO 🚨🚨
🍬 MAOJY – Bonbon Tamarin 🍬
🇲🇬
⏳ 2 ANDRO SISA dia hifarana ny lalao!
Efa nandray anjara ve ianao? 😱
👉 Raha mbola tsy… izao no fotoana!
🎁 3 PAQUET GRATUIT no azonao!
🔥 Ataovy haingana:
✔️ J’aime ny page
✔️ Partageo ilay publication
✔️ Alefaso ny capture
✔️ Manasà namana betsaka (hahazo réaction bebe kokoa 😉)
🏆 Izay mahazo réaction betsaka no mandresy!
⏰ Hifarana: 24 Avril 2026 amin’ny 18h
📢 Annonce: 25 Avril 2026
⚠️ Aza miandry farany… ataovy dieny izao!

🇫🇷
⏳ PLUS QUE 2 JOURS !
Tu as déjà participé ? 😱
👉 Sinon… c’est le moment !
🎁 3 PAQUETS GRATUITS à gagner !
🔥 Dépêche-toi :
✔️ Like la page
✔️ Partage la publication
✔️ Envoie la capture
✔️ Invite un max d’amis (plus de réactions 😉)
🏆 Celui qui a le plus de réactions gagne !
⏰ Fin : 24 Avril 2026 à 18h
📢 Annonce : 25 Avril 2026
⚠️ N’attends pas la dernière minute !


ity ny lien https://www.facebook.com/100076249508546/posts/1040036955214612/?app=fbl

22/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Randrianarisoa Fanja Nirina, Pinou Nounous, Michel Randria, Hanta Tiana, Tiah Mandimbisoa, Hanta Tiana

🎉🎉 JEU CONCOURS MAOJY 🎉🎉🍬 MAOJY – Bonbon Tamarin 🍬🇲🇬Te hahazo bonbon tamarin MAOJY 3 paquet GRATUIT ve ianao? 😍🔥👉 Ireto ...
19/04/2026

🎉🎉 JEU CONCOURS MAOJY 🎉🎉

🍬 MAOJY – Bonbon Tamarin 🍬

🇲🇬Te hahazo bonbon tamarin MAOJY 3 paquet GRATUIT ve ianao? 😍🔥

👉 Ireto ny lalao:
1️⃣ Ataovy J’aime 👍 ny page
2️⃣ Partageo ity publication ity
3️⃣ Alefaso eto amin’ny commentaire ny capture
4️⃣ Manasà namana maromaro hanaraka ny page (tago eto ambany 👇)

🏆 Ny mpandray anjara mahazo réaction betsaka indrindra no handresy🎁 Loka: 3 paquet bonbon tamarin MAOJY

⏳ Hifarana ny 24 Avril 2026 amin’ny 18h📢 Havoaka ny mpandresy ny 25 Avril 2026 ato amin’ny page

⚠️ Aza adino: mila vita daholo ireo fepetra rehetra!

🇫🇷Tu veux gagner 3 paquets de bonbons tamarin MAOJY GRATUITS ? 😍🔥

👉 Pour participer :
1️⃣ Like la page 👍
2️⃣ Partage cette publication
3️⃣ Envoie la capture en commentaire
4️⃣ Invite plusieurs amis à suivre la page (tag en commentaire 👇)

🏆 Le participant avec le plus de réactions gagne🎁 Cadeau : 3 paquets de bonbon tamarin MAOJY

⏳ Fin du jeu : 24 Avril 2026 à 18h📢 Annonce du gagnant : 25 Avril 2026 sur la page

🚀 Bonne chance à tous !

❤️ Liké • Partagé • Invité

01/01/2026

🎉MAOJY dia faly miarahaba atsika rehetra nahatratra ity taona 2026 ity🎉

Address

AMBATOMIRAHAVAVY
Antananarivo
112

Telephone

+261348400376

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vente de bonbon tamarin posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vente de bonbon tamarin:

Shortcuts

Share