Oliah shop'in

Oliah shop'in Mivarotra kiraro, poketra, akanjo lamaody : pataloha, jupe, jogging, jean, veste
Produits de beauté

Izahay ekipa rehetra dia :Miray fo, miara-ory amin'ireo fianakaviana rehetra mana-manjo amin'izao andro manjombona izao....
17/06/2025

Izahay ekipa rehetra dia :
Miray fo, miara-ory amin'ireo fianakaviana rehetra mana-manjo amin'izao andro manjombona izao.
Mankahery anareo fianakaviana manontolo.

Aujourd'hui 🎉C'est mon anniversaire 🎈
17/10/2024

Aujourd'hui
🎉C'est mon anniversaire 🎈

Salama zareo a.Arrivage vaovao indray eto am Oliah Shop'in- Bloc note avec stylo tsarakely an 15 000Ar - Bloc note avec ...
05/10/2024

Salama zareo a.
Arrivage vaovao indray eto am Oliah Shop'in
- Bloc note avec stylo tsarakely an 15 000Ar
- Bloc note avec stylo, post it ary séparateur de page an 7 000Ar
- Dentifrice Dabur vita am clou de girofle 4 500 Ar
Toerana misy anay an
67 ha ampitan ekar Maria Manjaka
Afaka manatitra any am toerana misy anao ihany koa izahay an
Frais de livraison
Mandefa any am faritra
Contact
034 51521 16 - 034 22 218 09

04/09/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Chacha Rahary, Ojamillah Rajabaly

Miarahaba antsika rehetra tratr'izao Asaramanitra izao Mirary fety finaritra e
26/06/2024

Miarahaba antsika rehetra tratr'izao Asaramanitra izao
Mirary fety finaritra e

⚠️Fantatrareo ve fa 15000ar monja de efa mahazo ilay         📌Dentifrice HERB'I avec "clou de girofle"  miaraka amin’ny ...
09/06/2024

⚠️Fantatrareo ve fa 15000ar monja de efa mahazo ilay
📌Dentifrice HERB'I avec "clou de girofle" miaraka amin’ny brosse à dents
📌140g
Efa misy ilay 30 g ihany koa Prix: 4500ar (tsy misy brosse à dents)
⚠️ny asany?
✅Manala sy mamono ireo bacterie ny nify
✅Manala ireo “carie dentaires ”
✅Mapijanona ny fihitaran'ny fahasimban'ny nify
✅Manala ny “mauvaise haleines ”na ny fofombava
✅Manafotsy indray ary manamafy ny nify
✅Manala ihany koa ary mapijanona ny aretin’ny nify
👌 Efficace 100% izi io na ilay kely na ilay lehibe
⚠️Mety ho an’ny sokajy taona rehetra
Manao livraison naiza naiza misy anao izahay 📦
Made in India daoly ny produit atsika 🇮🇳
Contact: 038 09 159 19

Address

Cité Des 28 Logts Bloc VII N°4/67 Ha Nord Est
Antananarivo

Telephone

+261345152116

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Oliah shop'in posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Oliah shop'in:

Share

Category