Tofu soja malagasy

Tofu soja malagasy Tofu soja

Salam o!Sakafo mahasolo sakafo maro ny tofu,mahasalama sy be hotrikain .ka manasa anao anjifa eto am pejy(mp ihany ) na tokana📲 038 81 507 13 tsy misy akotra

🫵HEYY oh ‼️‼️Ndao indray ihinana sakafo be hotrikaina nefa tsy mapatavy e 😋😋💪🏼💪🏼Ty vo Tena hoe sakafo mahatanora lalanda...
24/03/2026

🫵HEYY oh ‼️‼️Ndao indray ihinana sakafo be hotrikaina nefa tsy mapatavy e 😋😋💪🏼💪🏼
Ty vo Tena hoe sakafo mahatanora lalandava 🥰😍😍 sady mahatsara forme satry tsy mapatavy fa mapangeza
Mety amin olona mikotrana tsara mihitsy 🏋🏼🏋🏼mahasolo hena 🍖🍖mahasolo vomaina 🌾 izy rahateo ko Mo fromage vita am soja 🥰😋😋😋🧀
😯ndao andramana kely ny mikarakara azy na ny tsirony e😍😍😍nefa Aza gaga raha mahita fa kay ko izy matsiro anh 🤣😋😋

➡️TOFU LE RESAKA ETO ANH 👨🏻‍🍳

🤙Tongava aingana Mp fa izay manao commande mialoha ihany no voatitra aloha anh 😇😇😇🚚🚚

📣📣Tofu prépare et Melange🤩🤩🤩Tofu efa prêt à porter 😋😋ka manasa anao anjifa🥰. Manao livraison zahay👌🚚🚚Tsy adinoina ihany ...
12/03/2026

📣📣Tofu prépare et Melange🤩🤩🤩
Tofu efa prêt à porter 😋😋ka manasa anao anjifa🥰. Manao livraison zahay👌🚚🚚
Tsy adinoina ihany koa anefa fa misy hatrany ny ➡️tofu cube na ny viande de soja ary ny ➡️pâte soja..
Aza misalasala ary fa tongava mp ooh❤️❤️


038 81 507 13 na mp directe 👍👍

😋😋mmmhh❤️❤️Sakafo bio 💚sady ara pahasalamana tanteraka ity ❤️❤️👉🏻tofu fromage de soja no anarany🥰 👍mahasolo hena izy Io🥩...
08/02/2026

😋😋mmmhh❤️❤️Sakafo bio 💚sady ara pahasalamana tanteraka ity ❤️❤️
👉🏻tofu fromage de soja no anarany🥰
👍mahasolo hena izy Io🥩🍖
👌mahasolo voamaina ihany koa 🌾🌾
👍mety be amin olona mikotrana🏋🏼🏃‍♀️s’y manao régime🧘🏾‍♂️🧘🏾‍♂️
Miaro amin aretina maro izy Io anh🦠💪🏼mapatanjaka sy mampitombo ny Hery fiarovana amin ny vantana 🦾🦾
👨🏻‍🍳👨🏻‍🍳mety anaovana sakafo maro isankarazany 🍝🥓
🔴misy isakarazany ihany koa izy anh 👍ao ny tofu cube ✌️ao ny ef prépare izay misy karazany maro ihany koa 🫶🏿 🤟🏻misy ihany koa nefa ny pâte s’y tagliatelle soja manta

🔴Ka aza misalasala ary mandefa hafatra miafina n’a miantso mivantana amin 📲numéro 0388150713
🔴manao livraison 🚚

Bonne année ooh 😘😘😘Eto izahay de mirariso atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 de maneho fialantsiny ihany koa...
09/01/2026

Bonne année ooh 😘😘😘
Eto izahay de mirariso atsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2026 de maneho fialantsiny ihany koa anireo izay tsy tafiditra intsony ny commande izay nalefany nohon ny amaron ny commande tam faran tona sy krismas ary taombaovao 🙏❤️❤️

Efa miverina mandray commande toa ny isanandro ny TOFU SOJA MALAGASY amizao ka andao indray ary e 😍😍😍
Atombotsika amin ireto tofu prépare sy melange ireto ny amin ity taona ity ❤️

Mahasolo sakafo atoandro mihitsy fa tsy hena 🌾🌾sy vomaina fotsiny 🍖🍖

Afaka miantso 🤙 0388170513 na tonga de mp directe fona ny atsika

📣📣Salama e averiko kely ity publication ity fa sod misy mbola taraiky 🚨🚨🚨          Idée sakafo Noël matsiro be          ...
23/12/2025

📣📣Salama e averiko kely ity publication ity fa sod misy mbola taraiky 🚨🚨🚨

Idée sakafo Noël matsiro be

🎅🎅PROMOTION NOEL 🎄🎄🎄
🚚🚚Livraison gratuite rah mividy Miotran 2kg hoatsika eto tana ville
Araroty hoan izay mbola tsy nanandrana 😋😋😋 ary e

Oui le tofu io le mahasolo hena sy vomaina 😋
Havitana sakafo maro karazany 🤙🤙
🤙038 81 507 13 na Mp aingana fa voafetra ihany ny livraison raisina isanandro 🥰🥰

📣📣Salama e averiko kely ity publication ity fa sod misy mbola taraiky 🚨🚨🚨            🎅🎅PROMOTION NOEL 🎄🎄🎄🚚🚚Livraison gra...
21/12/2025

📣📣Salama e averiko kely ity publication ity fa sod misy mbola taraiky 🚨🚨🚨

🎅🎅PROMOTION NOEL 🎄🎄🎄
🚚🚚Livraison gratuite rah mividy Miotran 2kg hoatsika eto tana ville
Araroty hoan izay mbola tsy nanandrana 😋😋😋 ary e

Oui le tofu io le mahasolo hena sy vomaina 😋
Havitana sakafo maro karazany 🤙🤙
🤙038 81 507 13 na Mp aingana fa voafetra ihany ny livraison raisina isanandro 🥰🥰

PROMOTION NOEL 🎄🎄🎄🚚🚚Livraison gratuite rah mividy Miotran 2kg hoatsika eto tana ville Araroty hoan izay mbola tsy nanand...
17/12/2025

PROMOTION NOEL 🎄🎄🎄
🚚🚚Livraison gratuite rah mividy Miotran 2kg hoatsika eto tana ville
Araroty hoan izay mbola tsy nanandrana 😋😋😋 ary e

Oui le tofu io le mahasolo hena sy vomaina 😋
🤙038 81 507 13 na Mp aingana fa voafetra ihany ny livraison raisina isanandro 🥰🥰

Livraison week-end oooh 🚚🚚Samedi -dimanche ❤️👌Sakafo ara pahasalamana vita amin ny soja ilay resaka eto anh na hoe TOFU ...
12/12/2025

Livraison week-end oooh 🚚🚚
Samedi -dimanche ❤️👌

Sakafo ara pahasalamana vita amin ny soja ilay resaka eto anh na hoe TOFU
➡️misy cube ,tagliatelle,pâte soja mbola nature (mbola manta )👌
➡️misy ihany koa ny efa masaka tonga de efa azo hoanina avetrany 😋😋😋

Ra te anao sakafo matsiro sy ara pahasalamana ☝️tsy mapatavy✌️mahasolo hena sy voamaina 🟰tofu mety aminao fa tongava mp avetrany ❤️❤️
🤙038 81 507 13


Alefa a 😋😋😋Ndao anova menu kely arak amin TOFU SOJA MALAGASY ndray ary amin ity fiatomboan ny volana décembre nefa famar...
02/12/2025

Alefa a 😋😋😋
Ndao anova menu kely arak amin TOFU SOJA MALAGASY ndray ary amin ity fiatomboan ny volana décembre nefa famaranana ny taona ty e 👨🏻‍🍳👨🏻‍🍳👨🏻‍🍳
Andramo ihany alo fa sody mety atao menu am Krismas n’a farany taona
➡️Tena ahavitanao sakafo matsiro sy karazany maro ny TOFU😍😍kanefa Tena mahasalama tsara

Aza miandry ela ary fa alefaso ny commandenao amin mp ao de ao ko ny prix an izy rehetra na 038 81 507 13


Address

Antananarivo

Telephone

+261325538093

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tofu soja malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tofu soja malagasy:

Share