Kaly matsiro

Kaly matsiro Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaly matsiro, Grocers, Tanjombato, Antananarivo.

🍛vary sy laoka matsironay🍛Mitady sakafo matsiro sy mahavoky ve ianao? Alefaso ny commande ! 😋🥘Laoka misy(akoho gasy sauc...
02/03/2026

🍛vary sy laoka matsironay🍛
Mitady sakafo matsiro sy mahavoky ve ianao? Alefaso ny commande ! 😋
🥘Laoka misy(akoho gasy sauce, ravitoto au coco,henomby ritra,sns)
🍚miaraka aminy vary fotsy mafana
PRIX:
-Laoka 1+ vary + lasary =10000ar
-Laoka double+vary+lasary=20000ar
Madio, matsiro, afa-po
-Afaka manao commande mialoha

Kaly matsiro👉Mp fa misy Zay ilainao rehetra ato aminay🍱Ary manomboka aminy 10000ar fotsiny dia efa hafapo ianao 😍Vary sy...
01/03/2026

Kaly matsiro👉
Mp fa misy Zay ilainao rehetra ato aminay🍱
Ary manomboka aminy 10000ar fotsiny dia efa hafapo ianao 😍
Vary sy laoka io Ary double be Zao ny laoka aminy nefa sady mora no matsiro ka alefaso Ary ny commande 🥰
Ravitoto au coco Ary akoho sauce io miaraka lasary
Livraison rapide 🚴

Address

Tanjombato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kaly matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category