Vokatra Miray

Vokatra Miray Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Vokatra Miray, Grocers, Anosibe Tsena, Antananarivo.

Andao hetsena fa promotion foana aloha isika izao a!!! 😊
10/08/2026

Andao hetsena fa promotion foana aloha isika izao a!!! 😊

Ato amin'ny FIER-MADA no misy antsika miaraka amin'ny prix promotion fa tongava maro.
07/08/2026

Ato amin'ny FIER-MADA no misy antsika miaraka amin'ny prix promotion fa tongava maro.

Tongava maro tompoko 😊Fier Mada 2026 ety
05/08/2026

Tongava maro tompoko 😊
Fier Mada 2026 ety

🔥🔥🔥 PROMOTION PROMOTION PROMOTION 🔥🔥🔥
13/07/2026

🔥🔥🔥 PROMOTION PROMOTION PROMOTION 🔥🔥🔥

08/07/2026

Handray anjara aminy FIER-Mada isika, tongava maro dia aza adino ny mitsidika ny stand n°332 😊

Mankasitraka ireo izay nametraka fitokisana foana taminay tompoko 😊🔥Tolotra vaovao be indray🔥🌾🌽Masomboly voafantina tsar...
29/06/2026

Mankasitraka ireo izay nametraka fitokisana foana taminay tompoko 😊

🔥Tolotra vaovao be indray🔥

🌾🌽Masomboly voafantina tsara sy kalitao tena azo antoka hatrany
🌾🌽Misy ny karazana voamaina rehetra ireo masomboly ato aminay

Aza misalasala manontany anay izay ilainao 😊

Tianao ve ny kalitao tsara amin'ny vidiny mirary? 🌾🌽🫘✨ Ny entanay dia voafantina manokana mba hanomezana fahafaham-po ny...
13/06/2026

Tianao ve ny kalitao tsara amin'ny vidiny mirary? 🌾🌽🫘

✨ Ny entanay dia voafantina manokana mba hanomezana fahafaham-po ny ankohonanao isan'andro.✨

📍 Hitanao eny amin'ny Carrefour sy Jumbo Score izao!🛒

👉 Aza tara fa andramo anio dia ho tsapanao ny maha-samy hafa azy.

✨ ELAELA IZAY... FA MIVERINA AMIN'NY VAOVAO TSARA IZAHAY! ✨ Mety ho efa ela no tsy nahitanareo vaovao teto amin'ny pejy,...
13/06/2026

✨ ELAELA IZAY... FA MIVERINA AMIN'NY VAOVAO TSARA IZAHAY! ✨

Mety ho efa ela no tsy nahitanareo vaovao teto amin'ny pejy, saingy tsy nitsahatra niasa izahay mba hanakaiky kokoa anareo.

🎉 Ankehitriny, efa hita eny amin'ny supermarché ny entantsika🎉

🌾🌽🫘Niova kely ny logo fa ny kalitao,lanjan'entana...ireo izay nahalalanareo azy rehetra tsy nisy niova🫘🌽🌾

✅➡️ANDAO HETSENA ARY EEEEHHH🛒🛒

🌾✨ VARY SY VOAMAINA TSARA KALITAO - VIDINY MORA🌾✨ 👉Kalitao amin'ilay tsara👉Lanjan'entana marina tsara               🔥✨VA...
09/04/2026

🌾✨ VARY SY VOAMAINA TSARA KALITAO - VIDINY MORA🌾✨

👉Kalitao amin'ilay tsara
👉Lanjan'entana marina tsara
🔥✨VARY✨🔥
✅Semance 2200ar / 110 000ar ny 50kg
✅ Makalioka 2550ar / 127 500ar ny 50kg
✅Gasy 2600ar / 130 000ar ny 50kg
🫘🥜VOAMAINA🥜🫘
✅Tsaramaso 4200ar
✅ Tsiasisa mena 2400ar
✅ Tsiasisa maitso 4400ar
✅Kabaro 3600ar
✅ Katsaka voatoto 2600ar
✅Voanjo 4200ar
✅Lentille 9000ar
✅ Voanemba fotsy 3500ar
✅ Voanemba mena 2700ar
✅Malay maitso3500ar

📩MP ary o!!!! 😊
🚚 Livraison eto Tana
📞034 56 108 91

🌾✨ VARY SY VOAMAINA TSARA KALITAO - VIDINY MORA🌾✨ 👉Kalitao amin'ilay tsara👉Lanjan'entana marina tsara               🔥✨VA...
21/03/2026

🌾✨ VARY SY VOAMAINA TSARA KALITAO - VIDINY MORA🌾✨

👉Kalitao amin'ilay tsara
👉Lanjan'entana marina tsara
🔥✨VARY✨🔥
✅Semance 2200ar / 110 000ar ny 50kg
✅ Makalioka 2250ar / 112 500ar ny 50kg
✅Gasy 2700ar / 135 000ar ny 50kg
🫘🥜VOAMAINA🥜🫘
✅Tsaramaso 4000ar
✅ Tsiasisa 4400ar
✅Kabaro 3500ar
✅ Katsaka voatoto 2800ar
✅Voanjo 4100ar
✅Lentille 9000ar
✅ Voanemba fotsy 3500ar
✅Malay maitso3500ar

📩MP ary o!!!! 😊
🚚 Livraison eto Tana
📞034 56 108 91

Address

Anosibe Tsena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vokatra Miray posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category