Varotra vary en ligne

Varotra vary en ligne Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varotra vary en ligne, Grocers, Anosizato, Antananarivo.

25/01/2024

Bonsoir,
Hitako nanome tsiny ahy nareo tamin'ilay jeux nataotsika voalohany
Eny,nisy niteny hoe mianara aloha mampilalao
Nisy niteny hoe manao kilalao hafahafa
Nisy niteny hoe miangatra
🥰Tsy tezitra aho amin'ny zavatra tenenareo ahy ,raisiko ho tefy hanitsy ahy ireny 🥰
Misaotra anareo nahafoy an'ireny

Bonsoir tout le monde👉 arabaina Elia andrif'ty Razafi ,izy no nahazo ny fandresena tamin'ity 🥰Nahafeno ny fepetra rehetr...
25/01/2024

Bonsoir tout le monde
👉 arabaina Elia andrif'ty Razafi ,izy no nahazo ny fandresena tamin'ity 🥰
Nahafeno ny fepetra rehetra izy 🥰
Tongava mp enao sady mandefa numéro

25/01/2024

mifarana androany ariva amin'ny 17 h ny lalao antsika a 🥰
17:30 avokatsika ny mpandresy

23/01/2024

Alohan'ny atory dia apetraho eo amin'Andriamanitra foana ny zava-drehetra.💗

23/01/2024

o leretsy ee,
Mba mahazoà nareo resaka!!!

23/01/2024

Tsotra kely ny lalao antsika
👉 Invité-o ny namana hanaraka ny pejy
👉Partage-o mode public ity jeux ity
👉 invité-o ny namana hanisy réaction ny commentaire anao 💗
Zay be réaction no mandresy
Jeudi 17h no mifarana ny lalao 💗

23/01/2024

Alefatsika amzay ilay jeux ary
Crédit 2000 no ho an'izay mandresy

09/01/2024

Alefatsika eo ny jeux o🥰
Araho tsy tapaka ny pejy

09/01/2024

Ho ampitsina jeux ve ?
Invité-o ny namana hanaraka ny pejy🥰
Ho ataotsika vary ve sa crédit no cadeaux ho an'izay mandresy ?
Aleo nareo no miteny ao amin'ny commentaire

08/01/2024

Miarahaba anareo rehetra mpanaraka ny pejy
Nisy fiakarany ny vary tompoko
Ary miova foana matetika ny vidim-bary

01/01/2024

Miarahaba anareo rehetra mpanaraka ny pejy nahatratra ny taona vaovao 🎉❤️

29/12/2023

Aza adino fa mbola misy ihany koa ny divay
Manao livraison izahay amin'izao fety izao

Address

Anosizato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varotra vary en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category