Savoka Cire Crème

Savoka Cire Crème Vente de cire de luxe ( QUALITÉ SUPERIEURE )
💥💥💥💥0340232218💥💥💥💥
(2)

💥💥Tratry ny fotoanan'ny fety daholo tompoko !!💥💥💫💫^Androany izahay dia manao fanambaràna fa manomboka androany 05 desamb...
05/12/2025

💥💥Tratry ny fotoanan'ny fety daholo tompoko !!💥💥

💫💫^Androany izahay dia manao fanambaràna fa manomboka androany 05 desambra ka hatramin'ny fotoana tsy voafaritra dia hanao "CARTE DE FIDELITE" ka izahay rehetra micommande manomboka anio na inona na inona commande-ny dia mahafeno "case" iray ka rehefa feno ireo Dia ahazo produit vokarin'ny pejy Savoka Cire Crème MAIMAIPOANA izy.^💫💫

👉Tsy misy fe-potoana fa izay hamenohanao azy ihany!!

👉Rehefa feno ny case-nao ka nahazo loka ianao, miverina vaovao daholo sy banga avokoa n'y case-nao rehetra (renouvellement automatique) !!

👉Tsy voakasika aminio anefa ny mpanjifa maka maro ato aminay na hoe ny maka prix de gros!! (Mbola vo eritreretinay ny hatao aminareo )

👉Ny carte Dia alefanay aminao amin'ny hafatra mihafina isaky ny mi-commande ianao!!

Savoka Cire Crème : Ilay tinao indrindra
Prix à partir de 15000 ar
Lustrant
Détergent
Cire pour tout type de sol!!
Mp na 0340232218

Manahoana daholo ndray Ary e !!Fantatrareo moa fa :> ✨ Ny fitambaran’ny Savoka Cire Crème sy Détergent Sol+ koa anie no ...
11/11/2025

Manahoana daholo ndray Ary e !!

Fantatrareo moa fa :
> ✨ Ny fitambaran’ny Savoka Cire Crème sy Détergent Sol+ koa anie no tsimbarantelon'ny sol anao hadio kokoa, hangirana kokoa sy mba ho ela kokoa vao mety hangavoka e!!

Raha tianao ho madio, hanitra ary mamirapiratra toy ny vaovao foana ny sol anao dia ampiasao miaraka izy roa ireo !
👉 Détergent Sol+ manala loto rehetra 15000 ar fotsiny ny litre Dia mety amin'ny sol rehetra (carreaux,parquet,ciment,gorodona)
👉 Savoka Cire Crème avy eo ahosotra fotsiny rehefa madio ny trano

🌟 Savoka Cire Crème — mety foana io fa ianao ihany
Couleur dispo : marron, rouge Ary neutre

034 02 322 18 na mp

02/11/2025
Fahasalàmana tompoko !🌟Mba fantatrao ve fa ny Savoka Cire Crème dia tsy misy effet secondaire mihitsy na inon-kidona na ...
10/09/2025

Fahasalàmana tompoko !

🌟Mba fantatrao ve fa ny Savoka Cire Crème dia tsy misy effet secondaire mihitsy na inon-kidona na inon-kihatra amin'ny sol-anao ?

🌟Mba fantatrao ve fa tsy mila abonnement izany hoe mila mampiasa Savoka Cire Crème foana ianao vao ho tsara ny gorodona na dalage-nao fa ho anao ny safidy ?

🌟Mba hainao moa fa tena mety anie ny savoka Lustrant izay handresenay lahatra anao mba ho savoka ho amin'ny carreaux sy fiara-nao?

💫💫Inona no mbola mampisalasala, inona no mbola endrasana, moa ve tsy fantatrao fa izahay no mpanjakàn'ny savoka ?
⚡⚡
IMPORTANT : Misy revendeur izahay ao ANTSIRABE ao : mandritra ny vitrine du VAKINANKARATRA,Eo amin'ny Gare amin'ny STAND 248, Eo misy anay. Rah Antsrabé-èn(e) ianao antsoy ity : 033 71 502 10.⚡⚡

"" NY VOKATRA TSARA TSY MBA METY LAVO, TSY ILAINA FANONTANIANA""

INFOLINE : 0340232218




Antsoy izahay 0340232218 n'a Mandefasa mp haingan?!!

✨🪞 Tsy ampy ny madio fotsiny… mila mamirapiratra koa ny tany sy ny fanaka ao an-trano !Miaraka amin’ny Savoka Cire Crème...
19/08/2025

✨🪞 Tsy ampy ny madio fotsiny… mila mamirapiratra koa ny tany sy ny fanaka ao an-trano !

Miaraka amin’ny Savoka Cire Crème :
✅ Mamela famirapiratana maharitra
✅ Manampy fiarovana amin’ny loto sy tasy
✅ Mora ampiasaina

👉 Andramo androany dia ho hitanao ny vokany

📍 Azo vidiana manerana ny Madagasikara
📩 Mifandraisa aminay ato amin’ny hafatra miafina na antsoy ny 0340232218

✨ Savoka Cire Crème – Ny famirapiratana mampiavaka ny tranonao !

500 g neutre : 20000 ar
500 g couleur : 25000 ar










💥⭐⭐Valin'ilay lalao!!💥⭐⭐⭐👉👉👉tsy nisy nahamarina fa kosa nisy tena nanakaiky ny tena izy!!👌👌👌IZY IREO NO NAHARESY,👆👌👌👌aza...
03/07/2025

💥⭐⭐Valin'ilay lalao!!💥⭐⭐⭐
👉👉👉tsy nisy nahamarina fa kosa nisy tena nanakaiky ny tena izy!!
👌👌👌IZY IREO NO NAHARESY,👆👌👌👌
aza adino mi-abonner pejy fa mbola maro ny lalao mety hitranga!!
Savoka Cire Creme : tinao satria namanao no sady mpandresy!!
Arabaina ianareo!! mandefasa mp dia alefanay ny lokanao!!
mp na 0340232218
https://www.facebook.com/profile.php?id=100095098577136

SAMBATRA NY MANOME NOHON'NY MANDRAY ARY SAMBATRA NY MINO!!

15000 ar ndray no ho zaraina eto amin'ny pejy Savoka Cire Creme🎯 Asaivo ny vintanao no hiasa:🔐 5000 Ar: D28990_ _🔐 10000...
25/06/2025

15000 ar ndray no ho zaraina eto amin'ny pejy Savoka Cire Creme

🎯 Asaivo ny vintanao no hiasa:
🔐 5000 Ar: D28990_ _
🔐 10000 Ar: C1183_ _ _

👉 Inona no tarehimarika miafina farany amin’ireo vola ireo? (02) amin'ny 5K ar; (03) amin'ny 10 K ar

💬 Apetraho amin’ny commentaire ny valinteninao toy izao:
5000 Ar = XY ; 10000 Ar = XYZ

✅ Fepetra fandraisana anjara:
🔹 J'aimer-o sy abonner-o ny pejy
🔹 Mentionner-o namana 2 amin’ny commentaire
🔹 Tsy mihoatra ny amin'ny 02 aprily 2025 ny fandraisana anjara

🎁 Raha marina ny valinteninao dia mety ianao no hahazo ilay vola hita eto amin’ny sary raha mahafeno ny fepetra 😍

👉 Misy diso kou anefa aminio sary io !! Raha fantatrao dia ahazo 5000 ar maimaipoana ianao!! Teneno ao amin'ny commentaire ihany koa ny fahadisoan'ny sary!!
Ho hatao hakitsapaka rah betsaka mahamarina!!

Mety ahazo 20.000 ar maimaipoana izany ny olona iray mety ifampizaràna ihany koa!!

Mirary soa ary manasa anao hifanamby amin'ny namanao!

----------------------------------------------

Savoka Cire Creme : 20.000 ar dia efa mahazo !!
Mp na 0340232218

🇲🇬





Ianao tia hakanto miavaka ve?Ianao tia loko mandona na loko milamina ve?✨ Savoka Cire Crème MENA – ho an’izay mitady han...
06/06/2025

Ianao tia hakanto miavaka ve?
Ianao tia loko mandona na loko milamina ve?

✨ Savoka Cire Crème MENA – ho an’izay mitady hanaitra sy hanavaka ny trano.
🌰 Savoka Cire Crème MARRON – ho an’ny hakanto tony, mijoro sy milamina.

Aza misalasala, fa kalitao mitovy no entin’ireo loko roa ireo.
Ny gordonao no hisafidy… fa ianao no hanome fiainana azy!

📞 034 02 322 18
📦 Livraison haingana & azo antoka manerana an’i Madagasikara!

Prix: 25000 ar

> "Savoka Cire Crème dia niova sehatra sy niakatra ambaratonga vaovao! Ankehitriny dia manana pejy Instagram ofisialy iz...
04/06/2025

> "Savoka Cire Crème dia niova sehatra sy niakatra ambaratonga vaovao! Ankehitriny dia manana pejy Instagram ofisialy izahay(savokacire.creme), ary izahay no mitana ny laharana voalohany amin'ny isan'ny mpanaraka amin'ireo vokatra fikarakarana sol eto Madagasikara. Misaotra betsaka anareo rehetra izay manohana anay hatrany!"

"Misaotra anareo followers rehetra, ianareo no herinay!"

"Ny pejy Savoka Cire Creme dia mihetsika, SavokaCireCreme dia mivoatra hatrany"

Mp na 0340232218

> Ity fanaka ity dia mbola tsy nasiana savoka mihitsy hatramin'izayTamin’ny fampiasana Savoka Cire Crème dia nivadika ho...
04/06/2025

> Ity fanaka ity dia mbola tsy nasiana savoka mihitsy hatramin'izay
Tamin’ny fampiasana Savoka Cire Crème dia nivadika ho mamirapiratra sy manja toy ny vaovao indray.
✨ Mampiseho fa tsy ilaina ny fanaka vaovao raha mahay mikarakara.

> Niteny izy fa tsy mbola nisy nikarakara an'io fanaka io hatramin'ny nividianana azy.
Fa rehefa nasiana Savoka Cire Crème dia toy ny vaovao nivoaka tamin'ny magazay!
📞 Antsoy ny 0340232218 raha te hanao toa azy ianao.

> Efa saika nariana ilay fanaka…
Nohazavainay tamin’ny savoka tokana.
Savoka Cire Crème, ilay manandratra ny hasin’ny hazo.

Source : mpanjifa iray mafatra-po nisafidy ny ho tsiambara-telo

Ary ianao? Tsy mbola mino ihany ve ? Ndao fa lera zao!!
Miandry anao ny fahadiovana!!

> 💡 Fomba tsotra haharetan'ny famirapiratan'ny sol1. Diovy amin'ny lamba lena alohan'ny manosotra savoka2. Apetraho kely...
04/06/2025

> 💡 Fomba tsotra haharetan'ny famirapiratan'ny sol

1. Diovy amin'ny lamba lena alohan'ny manosotra savoka
2. Apetraho kely ny savoka amin'ny lamba maina
3. Osory moramora amin'ny toerana tianao ho mamirapiratra
4. Avela maina 10 minitra dia vita!

Madio. Tsotra. Mavitrika ✨

Nampiasa an’io ve ianao? Aza misalasala mizara traikefa.

Ataovy mamirapiratra sy manaitran'ny maso amin’ny alalan'ny Savoka Cire Crème!

🎁 Mandefa manerana an’i Madagasikara
📞 Misy maika? Antsoy izahay!

Lustrant :15000 ar ny demilitre
Cire creme 20000 ar ny 500 g
Mp na 0340232218

“Mamirapiratra toy izao ve no tadiavinao?Savoka Cire Crème jifaina"20000 ar 500 g neutre👉mp na 0340232218Livraison parto...
03/06/2025

“Mamirapiratra toy izao ve no tadiavinao?
Savoka Cire Crème jifaina"

20000 ar 500 g neutre
👉mp na 0340232218
Livraison partout à Madagascar

Address

Tanà
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Savoka Cire Crème posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Savoka Cire Crème:

Share