21/04/2026
🔥 MIVIDY ENTANA TSY MIASA AO ANTRANO SY PIECE TOMOBIL SY MOTO 🔥
🔧 Piece moto sy piece occasion – na efa niasa aza dia raisina
🛠️ Fitaovan-dakozia – fitaovana rehetra ampiasaina andavanandro
⚡ Appareil électroménagers – Frigidaire, aspirateur, mixeur, robots, sns
💻 Appareil électroniques – ordinateur, TV, radio, onduleur, sns
🪑 Fanaka – fandriana, seza, latabatra, armoires, sns
🔌 Fitaovana simba na tsy mandeha – mbola misy vidiny hatrany!
✔️ Afaka manantona anao izahay (service à domicile)
📞 038 65 304 49 / 033 63 749 05