Tia voankazo

Tia voankazo Manodina ny voankazo ho azo tehirizina maharitra, amin'ny fomba natoraly

Tontolo maitso 🌳🌴
04/06/2026

Tontolo maitso 🌳🌴

🌸🎁 Ho an’ity  ’nyReny ity, omeo fitiavana mamy sy voajanahary i   miaraka amin’ny vokatra avy amin’ny   💝Voankazo maina,...
20/05/2026

🌸🎁 Ho an’ity ’nyReny ity, omeo fitiavana mamy sy voajanahary i miaraka amin’ny vokatra avy amin’ny 💝
Voankazo maina, infusion hibiscus, siramamy gasy, antsary citron, confiture ary tsakotsako matsiro no natokana hanomezana hafaliana sy fahasalamana ho an’ireo reny mendrika hajaina 🌺✨
🎀 Fanomezana tsotra nefa feno fitiavana sy feno hamamiana
🌿 Vita malagasy sy voajanahary
❤️ Tsiro manaitra, kalitao maharitra
👉 Safidio ny vokatra Tia voankazo voankazo, satria mendrika ny tsara indrindra i Neny
___________________________________________

🌸🎁 Pour cette Fête des Mères, offrez un cadeau naturel, gourmand et rempli d’amour avec les produits de Tia voankazo 💝
Fruits séchés, infusion d’hibiscus, siramamy gasy, antsary citron, voanjobory et délicieuses collations artisanales sont au rendez-vous pour faire plaisir à toutes les mamans 🌺✨
🎀 Des cadeaux simples mais pleins d’attention
🌿 Produits naturels et
❤️ Saveurs authentiques et qualité au rendez-vous
👉 Choisissez les produits pour célébrer la douceur et l’amour d’une maman

🌺✨ Vokatra natoraly avy amin’ny Tia voankazo ✨🌺Fantaro ny Fleur d’hibiscus an’i Tia voankazo 🌿Zava-pisotro natoraly sady...
18/05/2026

🌺✨ Vokatra natoraly avy amin’ny Tia voankazo ✨🌺
Fantaro ny Fleur d’hibiscus an’i Tia voankazo 🌿
Zava-pisotro natoraly sady mamelombelona no mahasoa ny vatana.
✅ Manankarena vitamine C
✅ Manampy hery fiarovana
✅ Tsiro mamy marikivy tena mampahafinaritra
✅ Azo sotroina mafana na mangatsiaka
🍵 Ataovy infusion tsotra dia ankafizo ny tsiro sy ny hatsarany.
📞 034 16 243 41
📘 Facebook : Tia voankazo
“Tia voankazo — manodina ny voankazo ho azo tehirizina maharitra amin’ny fomba natoraly.”

💚✨ Un grand merci à toutes les personnes qui ont visité le stand 141 durant la FIM 2026, découvert nos produits et parta...
11/05/2026

💚✨ Un grand merci à toutes les personnes qui ont visité le stand 141 durant la FIM 2026, découvert nos produits et partagé ce beau moment avec nous 🙏

Merci pour votre confiance, vos achats, vos encouragements et votre soutien envers Tia Voankazo 🌿🍍🍵

Chaque échange, chaque sourire et chaque découverte ont rendu cette aventure encore plus spéciale.

À très bientôt pour de nouvelles saveurs naturelles et authentiques 💛

📞 034 16 243 41

🌿✨ Envie de découvrir des saveurs naturelles et authentiques ?Retrouvez les produits de Tia Voankazo à la FIM – Stand 14...
10/05/2026

🌿✨ Envie de découvrir des saveurs naturelles et authentiques ?

Retrouvez les produits de Tia Voankazo à la FIM – Stand 141 💛

🍋 Confitures artisanales

🍵 Infusions & thé naturel

🍍 Fruits séchés

🍬 Douceurs malagasy aux goûts uniques

Des produits faits avec passion pour réveiller vos papilles et apporter une touche naturelle à votre quotidien 🌱

📍 Passez nous voir à la FIM 141

📞 Commande & infos : 034 16 243 41

💚 Tia Voankazo — le goût naturel qui fait voyager.

🌿 Vaovao eto amin'ny Tia voankazo 🌿Tsy voankazo ihany fa misy ihany koa izao ny légumineuses kalitao tsara 😍✨ Voanjobory...
08/05/2026

🌿 Vaovao eto amin'ny Tia voankazo 🌿
Tsy voankazo ihany fa misy ihany koa izao ny légumineuses kalitao tsara 😍
✨ Voanjobory madio sy tsara fikarakarana ✔️ Vokatra malagasy ✔️ Tsara ho an’ny fahasalamana ✔️ Azo atao laoka sy sakafo isan’andro
📍 Ho hitanao ao amin’ny – Ivato
❣️ “Voankazo mamy toa tantely”♥️

🌿 J-1 –   🇲🇬🇲🇬🇲🇬📍   Ivato |  Venez découvrir l’univers naturel et authentique de Tia voankazo, une entreprise malagasy e...
06/05/2026

🌿 J-1 – 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
📍 Ivato |
Venez découvrir l’univers naturel et authentique de Tia voankazo, une entreprise malagasy engagée dans la transformation des fruits locaux en produits sains, savoureux et sans produits chimiques.
🍯 Confitures artisanales
🌿 Produits à base de fruits et plantes locales
✨ Une invitation à redécouvrir le goût vrai des fruits, valorisés avec passion pour votre bien-être et celui de votre famille.
📅 Du 07 au 10 mai
📍 Rendez-vous au pour des dégustations, découvertes et surprises !
💛 Soutenons le savoir-faire local, consommons naturel avec .
❣️ , voankazo mamy toa tantely ❣️

01/05/2026

Fetin'ny asa?
Ho an'ny mpandraharaha kosa dia mitohy hatrany ny asa sa ahoana?

Fa izao e, kely sisa ⏰, andro vitsy sisa dia ho hitanareo eny amin'ny Foire Internationale de Madagascar - FIM ireto mpikambana ato amin'ny CLUB des Entrepreneurs MED ireto 🤩

Ny 7 hatramin'ny 10 mai ny fotoanantsika eny amin'ny CCI Ivato 🚩

IZA IREO HO HITANTSIKA ENY?
Huile coco 100% pure
Saveur FOIE GRAS Behenjy Madagascar
Meva Creation
Tia voankazo
Mini Moi
Masôva.
Nadia Classic Collection
Rhum du Betsileo
Fatana mitsitsy Nirina
Madaluminium
Vonink'hazo
Tropica Nay officiel
𝐀𝐫𝐢’𝐀𝐥𝐥
Saholy Bijouterie
Atelier CraftBox
Rianala
Soa CRÉATION

🎁 Fa mba inona no tianareo ho atolotr'izy ireo rehefa eny?

Lazao ao amin'ny "Commentaire" ary hoe mba misy hiomanan'izy ireo e 👇

🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴

🌿🍑  – Paiso Mena 🍑🌿Ankafizo ny tsiron’ny paiso mena voajanahary, mamy sady mahasalama!  dia manodina azy amin’ny fomba n...
30/04/2026

🌿🍑 – Paiso Mena 🍑🌿
Ankafizo ny tsiron’ny paiso mena voajanahary, mamy sady mahasalama!
dia manodina azy amin’ny fomba natoraly 100%, tsy misy akora simika, mba hitazonana ny kalitao sy ny otrikaina rehetra ilain’ny vatana.
✨ Tombony ho anao :
Manamafy hery fiarovana (vitamina C)
Tsara ho an’ny fandevonan-kaninasy ny fo ♥️
Mamelombelona sy manadio vatana
Tsiro mamy tsy hay tohaina 😍
🍯 Voankazo mamy toa tantely, entina ho fahasalamana isan’andro !
📍 Tsidiho izahay amin’ny

📞 034 16 243 41
👉 – Manodina ny voankazo ho maharitra, mitahiry ny tsiro sy ny hasarobidiny !

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tia voankazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share