Fitia 2.0

Fitia 2.0 Vente article cosmétiques 💄📿💅💄💄💄

20/02/2026

Live plaid milay be isika 19h an🥰❤️
Aza miala alavitra

13/02/2026

Bonjour manja kely🙂❤️
Live manja kely tsika androany
10h30👉 Parrure drap+housse
15h00👉Pijama satin sexy sexy❤️

Bonjour daholo ki neny a,manaitra vao maraina ilay Cyclone😮‍💨,Makahery antsika rehetra.🙏😘
11/02/2026

Bonjour daholo ki neny a,manaitra vao maraina ilay Cyclone😮‍💨,Makahery antsika rehetra.🙏😘

11/02/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Harisoa Nirina, Rossaya Ibtissame, Evah Ramar, Narindra Ranaivoson, Bama Emie, Françoise Ravaovelo, Miandrisoa Herivola, Malala Harimalala, Mahatehotia Randriamora, Cailla Valeri Pissou Coell, Marcelline Natenaina, Nandrianina Lahatra Sarobidy Nickaell, Ra Soa, Annah Nouk, Aro Niaina, Loyanah Michellah, Bakoliniaina Bakoly, C'est Chic Bira, Sandie Raharimalala, Dera Niaina, Fiørenantsøa Daniel, Ligss RH

04/02/2026

Mbola vonona daholo ve??

ndray aki ry neny🤤🤤🤤a partir 500ar pas plus de 5000ar ki an🤤11h tsika goo🤤🤤
22/01/2026

ndray aki ry neny🤤🤤🤤
a partir 500ar pas plus de 5000ar ki an🤤
11h tsika goo🤤🤤

Fa Zao anomboka live amizay isika😘🥰Dia andao izara 10000ar isanandro Ary ePartageo foana live mande😊☺️Fa MBA APA mora ny...
21/01/2026

Fa Zao anomboka live amizay isika😘🥰
Dia andao izara 10000ar isanandro Ary e
Partageo foana live mande😊☺️
Fa MBA APA mora ny fitsarana azy dia:
👉Mila partagena ao am mur nao aloha Zay vo manao partage any am groupe
👉Dia ny sary partage ao am mur nao fotsiny no alefanao capture avy eo
❌io ihany no raisiko fa tsy vita ilay andany fotoana anisa ao am mp an🥰😘
Zay fa mazotoa mandefa capture foana Ary e🥰😘🥰

Address

Antananarivo
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitia 2.0 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share