Domoina Sambatra

Domoina Sambatra "Ataovy izay azon'ny tananao atao fa Andriamanitra no momba anao"

Pour la St Valentin😍Ndao ndray ary hifampizara hamamiana e❤Alefaso ny commande dieny zao ary ny commande e❤❤
26/01/2026

Pour la St Valentin😍
Ndao ndray ary hifampizara hamamiana e❤
Alefaso ny commande dieny zao ary ny commande e❤❤

01/01/2026
Androany vao afaka namoaka an'ity sary gateau tokana tamin'ity Krismasy ity😊Mankasitraka fona anareo nanohana sy nandray...
26/12/2025

Androany vao afaka namoaka an'ity sary gateau tokana tamin'ity Krismasy ity😊
Mankasitraka fona anareo nanohana sy nandray anjara. Amin'ny taona manaraka hiezaka hanao gateaux bdb fa tapitra sahady ny taona 🎉
Mirary soa sy fety sambatra ho antsika rehetra hatrany❤🎁

Ndao ndray hanao buche de noël❤
18/11/2025

Ndao ndray hanao buche de noël❤

Fianarana fona ny fiainana💚Mamikely ilay mamantatra zava-baovao fona😋
19/07/2025

Fianarana fona ny fiainana💚
Mamikely ilay mamantatra zava-baovao fona😋

Mangingina kely tsika tao ho ao fa mandray commande gateau fona zahay an. Manao ny prestation rehetra ihany ko na deco n...
19/06/2025

Mangingina kely tsika tao ho ao fa mandray commande gateau fona zahay an. Manao ny prestation rehetra ihany ko na deco na traiteur fa aza misalasala🎉🍕🎂

Misy vaovao mamy be amin'ity Paka 2025 ity🎊Hanomakatra chocolat isika manomboka izaoChocolat araka izay tinareo mpanjifa...
08/04/2025

Misy vaovao mamy be amin'ity Paka 2025 ity🎊
Hanomakatra chocolat isika manomboka izao
Chocolat araka izay tinareo mpanjifa🤗
Chocola personalisé amin'ny Tsiro sy Hanitra ilaintsika.
Hanombohantsika ny lancement dia apetrao hoe ny Hanitra sy Tsiro tinareo vokarintsika😍
Dia omentsika maimaimpoana ny degustation ho an'ireo efa nanjifa Gateau rehetra teto amin'ny "Domoina Sambatra"
Partageo ary ity pub ity dia captureo , alefaso mp😊 dia takio aminay ny anjara Chocolat anareo.
Zaraintsika manomboka ny 30Avril 2025 ho avy izao ny chocolat anareo🎊🎉🎈
Dia mirary soa sy mankasitraka anareo teo fona😍😘❤

Mankasitraka anle namana tsy manadino mitsy rhf ihinana gateau oa🙏🏻❤.
17/01/2025

Mankasitraka anle namana tsy manadino mitsy rhf ihinana gateau oa🙏🏻❤.

Address

Antananarivo

Telephone

+261346549488

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Domoina Sambatra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share