29/08/2026
Tsy aiko izay nahazo ahy fa namerina namakimaky ny mp-ko tamin'iny taona lasa iny aho dia an'ity olona ity nandefa ity mp ity tamiko.
Dia amin'izao aho tena mandinika mihintsy hoe mia ratsy tena mia ratsy izao fiainana izao
Accident ery,vono olona eroa,mifanambady ny mitovy fananahana sns...
Tena tsy aiko eh 🥺💔
Ory loatra ny fo sy ny saina mandinika n'y zava-misy
Samia mivavaka sy mailo hatrany
Miezaha manao ny mety hatrany
Tsy misy ny Tonga Lafatra fa miezaka foana manao ny soa
Na hoan'ny tenanao,vadinao,namanao,Ray aman-dreninao,manodidina anao rehetra,ny tanindrazanao,izay rehetra mila Anao. Eny na dia ny fahavalonao aza
Ary ataovy amin'ny fo ❤️
Lava loatra fa bonne nuit daholo
Tahin'Andriamanitra daholo