Varo-barotra

Varo-barotra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Varo-barotra, Grocers, Tana 101, Antananarivo.

Salama daholo😌😌😌Ireto indray ny dispo de suite ntsika ato an☺️-penderie 65000ar190cm de haut,75cm de large,40cm de profo...
17/03/2026

Salama daholo😌😌😌
Ireto indray ny dispo de suite ntsika ato an☺️
-penderie 65000ar
190cm de haut,75cm de large,40cm de profondeur

-Range chaussures 55000ar
100cm de haut,75cm de large
Mahazaka 👞 20pairs
Prix fixe fa efa natao mora☺️☺️
Manao livraison 🚚 mora
Tonga dia miantso tompoko fa tsy de miconecte matetika😌😌
0347368585
toerana:miantso rhf eo Akaikin'ny fiangonana mormon ampitan'ny Plaza s'y ENS AMPEFILOHA.

 # # # # décoration murale en L + plus table télé matière Pin traité 300 000 ar izy roa .raha misaraka Dia 150 000 ar n'...
03/03/2026

# # # # décoration murale en L + plus table télé matière Pin traité 300 000 ar izy roa .raha misaraka Dia 150 000 ar n'y décoration murale ary 170 000 ar n'y table télé.mandray commande izahay vita afaka tapa-bolana aorian'ny commande(tsy mandainga fotoana).

# # # # misy montre murale ihany koa mahavita 1,20m ny diamètre

visible Sila Ambatondrazaka
contact 038 21 424 82.

ho antsika mpandrafitra na mpanao tôlerie sy mpanao bricolage. ireto misy tolotra mahasoa anao.meleuse d'angle azo anaov...
12/01/2026

ho antsika mpandrafitra na mpanao tôlerie sy mpanao bricolage. ireto misy tolotra mahasoa anao.meleuse d'angle azo anaovana Ponçage.marque honest daholo.eo sary ny prix.
Vente en ligne eto Ambatondrazaka.
Récupération eto @ SILA
Contact 038 21 424 82

05/11/2025

Mba ahitsy kely ihany aloha isika @ ity 16 taona lava ity.11 taona no izy tompoko.2009-2013 ary 2019-2025.

03/10/2025

Raha avela malalaka io grevy dia hivadika carnaval otrany tany FIANARANTSOA.

27/09/2025

Une grève peut engendrer une émeute et une émeute engendre des pillages.

27/09/2025

Une grève peut, si elle dégénère et que la tension sociale monte, déboucher sur une émeute (ex. : manifestations ouvrières réprimées violemment).

Une émeute peut donner lieu à des pillages si la foule s’en prend à des commerces ou profite de l’absence d’autorité.

Mbola ato a. Araraoty fa moto Mbola tsara tsy Misy devoir fa Tonga de Mitondra moto terri Mbola Tsy nanao taxi Juste fan...
13/01/2025

Mbola ato a. Araraoty fa moto Mbola tsara tsy Misy devoir fa Tonga de Mitondra
moto terri
Mbola Tsy nanao taxi
Juste fangalam-pianatra fotsiny. Moteur Mbola milamina, jiro mandeha daholo, détresse clignotant, code, phare
Prix 2600000 ar miady kely
Izay Tonga aloha mahazo azy.
Toerana eto ambatondrazaka ville sila
Antsoy 038 21 424 82

❎Vaisselier de coin en palissandre Hauteur 180 cmPrix sans miroir :500 000ar❎Table de nuit en palissandre Dimensions 60c...
13/06/2024

❎Vaisselier de coin en palissandre
Hauteur 180 cm
Prix sans miroir :500 000ar

❎Table de nuit en palissandre
Dimensions 60cmx40cmx30cm

Prix 85 000ar

❎Table en palissandre
Dimensions 230cmx95cm
10 à 12 places
Prix :850 000ar

#️⃣LIEU:AMBATONDRAZAKA AFAKA MANDEFA TANA IZAHAY NO MIANTOKA NY FRAIS TONGA EO ANTOHAMADINIKA

⛔ BONUS :0MENAY SAVOKA TANTELY LIQUIDE FITRAITENA PALISSANDRE IZAY MANJIFA AMINAY.

🔊038 21 424 82 /037 40 400 94

🔛Mandefa ao Tana. Récupérer-na eo colis Antohamadinika.

Table de nuit en palissandre ❎prix 90 000ar. Dimensions hauteur 60cm largeur 40cm côté 30cm📶038 21 424 82🚰BONUS :0menay ...
04/06/2024

Table de nuit en palissandre
❎prix 90 000ar.
Dimensions hauteur 60cm largeur 40cm côté 30cm
📶038 21 424 82
🚰BONUS :0menay savoka lustre 250ml izay mividy
🔛Afaka récupère na eo Antohamadinika koperativa Fifizam

Mety amin'ny fiangonana na karaoké # #  sony mavesatra tsara # # # Miaraka @ fil 4,5m # #  tsara🔛Prix an'ny tokana:28 00...
14/05/2024

Mety amin'ny fiangonana na karaoké
# # sony mavesatra tsara
# # # Miaraka @ fil 4,5m
# # tsara
🔛Prix an'ny tokana:28 000ar
🔛Prix paire 52 000 ar

❎Toerana eto ambatondrazaka ville eto @ SILA misy koa Ambaiboa morarano chrome akaiky ny poste
🔊contact :038 21 424 82
Manao livraison raha akaiky.

# # # Tsara feo tsisy bruit

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Varo-barotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category