M' shop

M' shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from M' shop, Antananarivo.

**Tombony be ho an'ny mpivarotra! 🤑****Tapis Fourrure Ronde - Mihaja** ✨💰 **Vidiny ambongadiny: 5.000Ar fotsiny**  📦 **M...
08/06/2026

**Tombony be ho an'ny mpivarotra! 🤑**

**Tapis Fourrure Ronde - Mihaja** ✨

💰 **Vidiny ambongadiny: 5.000Ar fotsiny**
📦 **Manomboka amin'ny 10 PCS**

Avereno amidy **15.000Ar ny iray** dia efa mahazo tombony 10.000Ar isaky ny tapis ianao!

- 🌸 Malefaka tsara
- 🏠 Haingo tsara tarehy ho an'ny trano
- 💸 Investissement kely, tombony lehibe

Aza tara fa lany haingana!

👉 **Commandez amin'ny M'shop** izao hanombohanao business!

👉Misy loko maro😘

*Vidiny ambongadiny hoan'izay Mbola hivarotra io* 💪

**Tombony manokana ho anao mpivarotra ! 📢💰**Maniry hanomboka business ve ianao nefa mbola kely ny renivola?  Aza manahy ...
08/06/2026

**Tombony manokana ho anao mpivarotra ! 📢💰**

Maniry hanomboka business ve ianao nefa mbola kely ny renivola?
Aza manahy fa eto amin'ny **M'shop** izahay manampy anao !

- ✅ **Vidiny ambongadiny** ho an'ny entana rehetra ao amin'ny pejinay
- 📦 Afaka manafatra na dia kely aza hanombohana
- 💼 Mety tsara ho an'ireo te-hanomboka mivarotra
- 🤝 Izahay vonona hanohana anao mandra-pahavitanao

Aza avela handalo ny fahafahana!

👉 **Alefaso message amin'ny M'shop** izao dia omeo anao ny lisitry ny vidiny ambongadiny !

*Miara-mandroso isika !* 💪

💞💞Élégance à Vos Pieds avec M'shop !💞💞Mesdames, demoiselles, osez la hauteur avec style !- 🌟 Talons chics pour toutes le...
08/06/2026

💞💞Élégance à Vos Pieds avec M'shop !💞💞

Mesdames, demoiselles, osez la hauteur avec style !

- 🌟 Talons chics pour toutes les occasions : soirée, bureau, mariage
- 😍 Finitions soignées et look glamour garanti
- 👣 Confort pensé pour vous accompagner du matin au soir
- 📏 Toutes les pointures sur demande
- 📦 **Uniquement sur commande** pour un modèle rien qu'à vous

Ne laissez plus vos tenues incomplètes !

👉 Passez commande sur M'shop et marchez comme une reine ! 👸

Cartables pour les Héros de la Rentrée ! 😊Chers parents,Donnez à vos enfants le cartable de leurs rêves pour une rentrée...
08/06/2026

Cartables pour les Héros de la Rentrée ! 😊

Chers parents,

Donnez à vos enfants le cartable de leurs rêves pour une rentrée scolaire inoubliable !

Chez M'shop, nous avons sélectionné les meilleurs cartables pour accompagner vos petits champions tout au long de l'année :

- Designs fun et colorés qui font rêver les enfants
- Confort et solidité pour des journées scolaires sans souci
- Espace et organisation pour tout ranger avec facilité

Faites plaisir à vos enfants et simplifiez-vous la vie !

Découvrez notre collection et profitez de prix imbattables !

👉 Commandez maintenant sur M'shop et offrez-le meilleur à vos petits !

Bonne rentrée scolaire !😍😘

😍😍Arrivage disponible de suite:😍😍👉👉 Masque Cheveux Curly Naturel- 🌟 Bienfaits :    - Nourrit et hydrate les cheveux en p...
08/06/2026

😍😍Arrivage disponible de suite:😍😍
👉👉 Masque Cheveux Curly Naturel

- 🌟 Bienfaits :
- Nourrit et hydrate les cheveux en profondeur
- Définit les boucles et réduit les frises
- Au miel ou à l'œuf pour des cheveux doux et rebondis

- 💰 Prix : 1kg à 25 000Ar seulement !

- 🛍️ Choisissez votre parfum : Miel ou Oeuf

- 👉 Commandez maintenant et retrouvez des cheveux curly en pleine forme ! 😊

Prennez soin de vos cheveux ! 💖

😍😍Efa hoavy ny fête de Pères ry zareo ah, manao complet 😘Papa sy 😍Maman.🔥🔥Jereo zato izy e😍😍😍😍couleurs : 💙💜🖤💗Pointures: ...
06/06/2026

😍😍Efa hoavy ny fête de Pères ry zareo ah, manao complet 😘Papa sy 😍Maman.

🔥🔥Jereo zato izy e😍😍😍😍

couleurs : 💙💜🖤💗
Pointures: De 35 à 40 koa fa aza tara ah.

Alefao ny commande😚
Sur commande hatrany

😍😍Manome ny tsara hatrany ary hatrany ho anareo nefa amin'ny vidiny tsy mena-mitaha amin'ny hafa wa zahay😍😍Aiza ndray ah...
06/06/2026

😍😍Manome ny tsara hatrany ary hatrany ho anareo nefa amin'ny vidiny tsy mena-mitaha amin'ny hafa wa zahay😍😍

Aiza ndray ahita fa alefao ny commande.
couleurs dispo: 💛💚💙💜🖤♥️
Pointures : Misy pointures de 35 à 40😘

🤗🤗Sur commande uniquement

👉Mitady Zavatta tsara nefa mateza hoan'ny zanakao ve ianao?👉 Mikasa hanodim-bola koa nefa sahirana mitady Zavatra hanodi...
06/06/2026

👉Mitady Zavatta tsara nefa mateza hoan'ny zanakao ve ianao?
👉 Mikasa hanodim-bola koa nefa sahirana mitady Zavatra hanodinam-bola?

😍😍Ty ny vaha-olana.😍😍
Alefaoooooooo haingana ny commande

👉Manome prix de gros😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M' shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share