Kiala mih shop

Kiala mih shop Miarahaba anao Tonga eto aminy page ♥️aza adino manisy j'aime bisou bisou 💋💋💋

Bonjour daoly ❤️❤️❤️❤️ ela be mitsy Tsita fa nisy fandaminana kely 🍀 mino à fa mbola ato daoly nareo e 🥰 sady nandalo ts...
17/07/2025

Bonjour daoly ❤️❤️❤️❤️ ela be mitsy Tsita fa nisy fandaminana kely 🍀 mino à fa mbola ato daoly nareo e 🥰 sady nandalo tsy fahasalamana fona 😊
Efa iverina izahay itondra vaovao ho anareo bisou bisou 💋💋💋🥹

Les montres SVESTON débarquent à Madagascar 🇲🇬 et c’est du lourd ! 💯🕶️ Design classe & tendance💦 Résistante à l’eau (bye...
08/07/2025

Les montres SVESTON débarquent à Madagascar 🇲🇬 et c’est du lourd ! 💯

🕶️ Design classe & tendance
💦 Résistante à l’eau (bye bye les soucis)
🔋 Batterie qui dure longtemps
⏱️ Mouvement japonais = précision assurée
💸 Look luxe à prix mini
📲 Glisse en MP
📦 Livraison dispo PARTOUT 🚚

🚀 Attrape ton style maintenant avec SVESTON !

19/06/2025
19/06/2025

Mba nande nitsidika ny boutique Aldo za omaly 😍Tena Babo à ❤️ jereo anie Ireto model vitsi2 Ireto e ☘️


Miara ory aminy mpiray tanindrazana 🥺 ontsa tanteraka ny fo mahita ny zavamisy 😥 Mirary fiononana feno ho any fianakavin...
17/06/2025

Miara ory aminy mpiray tanindrazana 🥺 ontsa tanteraka ny fo mahita ny zavamisy 😥 Mirary fiononana feno ho any fianakaviny maty 😭😭
MAHEREZA INDRINDRA TOMPOKO 💔💔

Za sy ny fitiavako nounours ❤️❤️Ozizy ilay namako izay oe efa olondehibe io mbola tia nounours iany 😜 fa nefa io tsy mif...
16/06/2025

Za sy ny fitiavako nounours ❤️❤️
Ozizy ilay namako izay oe efa olondehibe io mbola tia nounours iany 😜 fa nefa io tsy mifidy taona zany 🥰

Bonjour mes amours 🥰 cava ve aki nareo ❤️ tsis live mitsy tsika resaka vente alou ato ato à fa lasa kely za💋 fa rehefa m...
13/06/2025

Bonjour mes amours 🥰
cava ve aki nareo ❤️ tsis live mitsy tsika resaka vente alou ato ato à fa lasa kely za💋 fa rehefa misy entana de manao video fona za ☘️ manja be daoly entana ho entiko anareo fa miara mijery tsika oe inona ilay Tena tinareo bisou bisou 💋💋💋

izy indray no tsara vintana 🥰🥰🥰Felicitation Zouh Miantsaly ❤️☘️ mankasitraka izay rehetra nandray anjara à 🙏🏻🙏🏻 manaraka...
12/06/2025

izy indray no tsara vintana 🥰🥰🥰
Felicitation Zouh Miantsaly ❤️☘️ mankasitraka izay rehetra nandray anjara à 🙏🏻🙏🏻 manaraka indray ooo !!! Bisou bisou

Bonjour bonjour 🥰🥰🥰Cava daoly ve aki ry mamikeliko à 🥰 ataoko rariva tirage à Tena desole fa tena nis olana kely de tsy ...
12/06/2025

Bonjour bonjour 🥰🥰🥰
Cava daoly ve aki ry mamikeliko à 🥰 ataoko rariva tirage à Tena desole fa tena nis olana kely de tsy vitako mitsy le izy ☺️ bonjournee bisou bisou 💚

Coucou daoly namako 🥰🥰🥰reradrerakiny fety daoly zao e ❤️ ataoko rapitso maraina tirage à 💚💚 mba aka aina kely fa tena re...
09/06/2025

Coucou daoly namako 🥰🥰🥰
reradrerakiny fety daoly zao e ❤️ ataoko rapitso maraina tirage à 💚💚 mba aka aina kely fa tena reraka 🥺bisou bisou bonne nuit ky ry mamikeliko isany à 💋💋

Coucou mes amour 🥰 tena tsy Afaka nanao live mitsy tato oato fa rapitso a anao live mixte destocage ❤️ omano mega fa rap...
07/06/2025

Coucou mes amour 🥰 tena tsy Afaka nanao live mitsy tato oato fa rapitso a anao live mixte destocage ❤️ omano mega fa rapitso am 5 fotoanatsika 💚 fa Ireto alou ilay poudre lait tinareo be sy fromage ☺️ prix tsy moiva

Address

Tana
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kiala mih shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share