02/03/2025
Salama daholo tsika 💝💝
Hitondra arrivage tsara be ho antsika ny Sac la mode androany ❤️❤️tena oe Bomba be 💕💕
Friperie impeccable 👌 👌👌
Prix mirary atrany amilay zakan’ny maro♥️♥️🥺
Manao livraison 📦 🚚 Tana provaince ☺️☺️
Koa aza misalasala ary mandefa mp rah misy tiana ❤️❤️❤️❤️ tena oe mami anie oa eh ♥️♥️♥️