12/06/2025
⚡️Affûteur d'outils. ⚡️
🤣Amin'izay tsy kizitina intsony maman hoe d***o be ny antsy rehefa mikarakara asakafo ao an-dakozia😉
👉Matière en plastique
👉Fa ilay fandranitana antsy ery amin'ny lohany dia en acier
👉Mora entina
👉Afaka andranitana antsy, antsy be, famaky sns...
👉 Efficace tsara.
❤️Prix: 12 000Ar❤️
🛵Livraison : Antananarivo et Province 🛵
📲Contact : 034.21.948 52