Avaratra CHIPS

Avaratra  CHIPS ❤️Chips c'est notre goûté qui vient de chez nous Avaratra ❤️

23/04/2026
Coucou daholy o Mbola misy chips Sucré disponible ato @ avaratra chips annnEFA Kely2 no sisa fa alefaso commande 😊N'y go...
18/04/2026

Coucou daholy o
Mbola misy chips Sucré disponible ato @ avaratra chips annn
EFA Kely2 no sisa fa alefaso commande 😊
N'y goût Mbola tsy niova @ tsirony naturel fona Sady mikarepoka Kely 😋🥰

Sady mety atao goûté zanantsika tsy mafy le chips ato aminay ❤️

Afaka manao livraison izahay an Ary afaka récupérena ihany koa le izy

Contact: 0347876835

Avaratra CHIPS 🥰

chips sucré disponible n'hésitez pas à passer votre commande 🥰 mikarepoka tsara 😋
15/04/2026

chips sucré disponible
n'hésitez pas à passer votre commande 🥰
mikarepoka tsara 😋

15/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Mioraniaina Sarah, Natolotriniaina Parise, Jenny Keilla, Saila Laÿchæ

des chips sucré sont encore disponibles chez nous n'hésitez pas à passer votre commande 🥰
12/04/2026

des chips sucré sont encore disponibles chez nous
n'hésitez pas à passer votre commande 🥰

10/04/2026

Chips sucré vo Tonga @ le mikarepoka tsara
@ vidiny 1000ar ❤️😋
Mbola Tsy nandiso fanantenana @ tsirony hatreto ☺️

Avaratra CHIPS o

Contact : 0347876835

Salama daholy oo ☺️Vo Tonga ndray n'y chips ato @ Avaratra chips an ☺️ NY chips ato  @ tsirony tena izy 😋😋Chips akondro ...
05/04/2026

Salama daholy oo ☺️
Vo Tonga ndray n'y chips ato @ Avaratra chips an ☺️ NY chips ato @ tsirony tena izy 😋😋
Chips akondro lahy @ tsirony akondro iny ihany ☺️
@ vidiny mora fotsiny eee 😁 1000ar 🤗

Sucré 😋 tsara bé mintsy 😁 Sady mikarepoka tsara loatra 😋🤤

Chips AVY sambava goût naturel @ le tiavantsika anazy 😍 surtout ato @ Avaratra CHIPS @ tsirony tena izy 🥰😋

Ary koa afaka mandefa @ faritra rehetra ☺️
Manasa antsika daholy oo😊

Contact : 0347876835

Manao livraison ihany zahay @ androany Pâque Zao Ann
Aza misalasala manao commande 🥰

Avaratra CHIPS 🥰

24/03/2026
19/03/2026

Le goût de notre chips Sucré naturelle 😃👌😋
Au top
Je vous recommande 🤤😋
Avaratra CHIPS a seulement 1000ar

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avaratra CHIPS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category