16/11/2023
Miarahaba tompoko.Efa manomboka ny fahavaratra amin'izao,ny lalana ratsy ka manahirana ny fivezivezena,ny frais ko hiakatra ka izay indrindra no nanapanay hevitra hanao ity page ity mba amahana izany olana rehetra izany.inona daholo moa ny service atolotray anareo amin'izany ?
👉Manao ny commission nareo
👉mandefa izany am taxi brousse
👉Mitsinjara izany amin-tsirairay avy
Ny toerana afaka misitraka izany service izany dia ireto toerana ireto avy:
-Tsiroanomandidy
-Ambatomainty
-Morafenobe
-Maintirano