29/04/2024
Mila manova fiainana s'y manova
Fijery ka atodio n'y saina atreto raha te aita n'y SOA 'koa amzao zavatra misy iainana eto gasikara Zao Dia' mitandrema n'y sofina n'y maso n'y Vava.oavao aby n'y fiasan reo fa ao anaty gavage total isika amzao
Fahanana fahantrana ireo ratsana voatanisako ireo ambony reo amzao
Koa satry moa izay enoinao s'y lazaina Dia voarainao n'y sainao'.
Dia miteraka fihainana andavanandro
Ka tsotra n'y teniko an tsy mahantra zany enw mamaky io Ary tsy olona farany Amin n'y fahantrana zany koa n'y taninao tsy misy fianana miha ratsy zany koa eto fa ovao lay fijery
Tsy miova n'y zavatra ilaina n'y vatanao fa Mbola rivotra s'y sakako iany lo atreto