Fiainana kristianina

Fiainana kristianina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiainana kristianina, Mankambahiny, Antananarivo.

27/08/2024
21/08/2024

Rebika- Raha Sendra

Raha sendra raho-mitatao, ny androm-piainanao
Manantona azy
Fa omeny anao, ilay famonjena
Avy aminy

Tojo sampona angaha, fahasahiranana koa
Aza kivy amin’izany
Fa omeny anao, ilay famindram-po
Avy amin’ny Ray

Ref: Tsy misy izay tsy nomeny
Izay nangataka taminy
Ireo miantso azy avy hatrany dia nekeny
Raha fantany fa mahasoa izany

Malok’ila angaha, izato làlanao
Mahaketraka
F’io ny lanitra tsy mba miangatra io
No hanampy anao, tsy ho reraka

F’ao ilay Ray be fitia, niandry ireo zay nania
Manantona azy
Fa omeny anao, fitahian-dehibe
Avy aminy

Ariane fasohavanao
19/08/2024

Ariane fasohavanao

Cliquer sur s'abonner pour voir tous mes CLIP videoNouveauté CLIP 2024Artiste: ARIANETITRE : FAHASOAVANAOCONTACT 0347915813facebook: Ariane MadagascarSon: BA...

18/08/2024

Tsara fona eh🥰🥰🥰

18/08/2024

Ny tia -Tanora masina itaosy☺️☺️

17/08/2024

Nalainao avy lavitra loatra -Rija Rasolondraibe

25/02/2024

This version of Facebook uses less data and works in all network conditions.

Address

Mankambahiny
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiainana kristianina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share