tiantsoa ilo

tiantsoa ilo Merciii �

Elaela tsy tazana😔Mbola sepotry ny fitadiavana😫😂🤗
26/03/2026

Elaela tsy tazana😔
Mbola sepotry ny fitadiavana😫😂🤗

Bonnuit😘😘
20/03/2026

Bonnuit😘😘

Mon cheri😍😍
16/03/2026

Mon cheri😍😍

Miakatra tsikelikely le volo refa matory @ alina😩😔Aza adino le misuivre,de bisou😘Merci🙏
04/03/2026

Miakatra tsikelikely le volo refa matory @ alina😩😔
Aza adino le misuivre,de bisou😘
Merci🙏

Mety ho kivy,mety ho reraka😩Indraindrai otrani oe te ho faty zany noho ny fanaintaina,saingy tsy maintsy miatrika tsy ma...
02/03/2026

Mety ho kivy,mety ho reraka😩
Indraindrai otrani oe te ho faty zany noho ny fanaintaina,saingy tsy maintsy miatrika tsy maintsy mitraka fa mbola betsaka ny ilan' Andriamanitra matoa mbola eto👍
Fa @ maha olombelona tena tsy zaka😭😭,mafy lotra,aretina fona ny fiainana😩
Tena marina le oe ny fahasalamana no voalohankarena☺,fa refa marary tena mahantra,mahonena😥
,❌"Misaora @ zavatra rehetra fa izany no sitrapon' Andriamanitra"🤗

Zah ko tsy hanaikiiii😂( tsisy nanontani😜)Fa tsy hanaiky amin'ny inona ary ooooo????😂😂😂Bonne journeee 😍😍😍le suivre ann an...
26/02/2026

Zah ko tsy hanaikiiii😂( tsisy nanontani😜)
Fa tsy hanaiky amin'ny inona ary ooooo????😂😂😂
Bonne journeee 😍😍😍
le suivre ann ani an☺☺
Merci🙏

26/02/2026

Marina anie eeee😂😂😂
Izay mi suivre eo mahazo daholo😊

Mamy fona eeee😍😍😍😍Mitovy aretina @ fitiavana maka sary😘😘😘Refa maka ny iray dia tsy manaiky koa ny iray 🤗🤗🤗Araho ny pejy☺...
23/02/2026

Mamy fona eeee😍😍😍😍
Mitovy aretina @ fitiavana maka sary😘😘😘
Refa maka ny iray dia tsy manaiky koa ny iray 🤗🤗🤗
Araho ny pejy☺
Merci🙏

Sipa lava volo😍😍😍
20/02/2026

Sipa lava volo😍😍😍

Le hira populaire de mada,,,,🎤🎤🎤ndeha mba hihira koa lo dia malaza😂😂😂Fa ny ahy ndraiiii ataoko hoe fandriana ,lamba ary ...
19/02/2026

Le hira populaire de mada,,,,🎤🎤🎤
ndeha mba hihira koa lo dia malaza😂😂😂
Fa ny ahy ndraiiii ataoko hoe fandriana ,lamba ary ondana😂 ilay tsy misy mahasolo😍😍😍
Bonnuit eeeeee🤗🤗🤗
Le misuivre aza adino🤔
Merci🙏

18/02/2026

Mangataka aminareo zaho raiky ty mba hi suivre ny pejy tiantsoa ilo
😍😍😍
Da michaotseeee eee🤗🤗

Ny hany mba cadooooako sevalant1😩😂En plus mbola en re**rd ny Ingahy calendrierr🤔🙈🙈Sady ny tenako ihany no naka azy,ary m...
18/02/2026

Ny hany mba cadooooako sevalant1😩😂
En plus mbola en re**rd ny Ingahy calendrierr🤔🙈🙈
Sady ny tenako ihany no naka azy,ary mbola nanolotra ihany koa😥😥
Le msuivre no mba angatahako aminareo ho fampaherezana ahy 😜😁😂
Merci🙏

Address

Rn 1
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when tiantsoa ilo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category