Rianala MG

Rianala MG Spécialisée dans la transformation des fruits et légumes

Rianala  dia misehatra amin'ny fanodinana ny vokatry ny tany. Ahitanao vokatra 100% natoraly, sy namboarina am-pitiavana...
26/01/2026

Rianala dia misehatra amin'ny fanodinana ny vokatry ny tany. Ahitanao vokatra 100% natoraly, sy namboarina am-pitiavana be ❤️.
Manasa anao hitsidika ny pejy, sy hanjifa ny vokatra vita malagasy.
Anisan'ny marika iray hanehoanao ny fanohanana ihany koa ny fanaovanao j'aime 👍 ilay publication Mirindra #5 ato: https://www.facebook.com/share/17oMdQNdqd/

18/01/2026

Ilazana isika mpanaraka ny pejy fa ny pejy Rianala https://www.facebook.com/profile.php?id=100066601928824 (io amin'ny tag io) no ho ampiasainay manomboka izao ka any avokoa no atao ny publication -tsika rehetra 🙏😉 ary hahato ito pejy ito 😉
Ny laharana azahoana anay dia ny 034 73 701 91 hatrany

Présentation et vente des produits RIANALA, entreprise de transformation agro-alimentaire.

Ny antsika mitohy foana ny andavan'androm-piainana miaraka amin'ny   ❤️Rera-dreraka ianao? Hanampy anao ny   , lay bonbo...
30/09/2025

Ny antsika mitohy foana ny andavan'androm-piainana miaraka amin'ny ❤️
Rera-dreraka ianao? Hanampy anao ny , lay bonbons Sakamalao misy tantely, ary hanome fahavitrihana anao.
👉 Aza adino fa manao livraison hatrany izahay.

Faradoboka androany an!!!!Eto amin'ny Sainte Famille Mahamasina, mandritry lay Foir'Ferme.Sady misy promotion ❤️Rianala ...
17/08/2025

Faradoboka androany an!!!!
Eto amin'ny Sainte Famille Mahamasina, mandritry lay Foir'Ferme.
Sady misy promotion ❤️

Rianala MG
Le goût de la nature !

Misy hatrany an 🥰
16/08/2025

Misy hatrany an 🥰

🌾✨ Le petit grain aux grands bienfaits ✨🌾Saviez-vous que le sésame est l’un des plus anciens trésors nutritifs du monde ...
13/08/2025

🌾✨ Le petit grain aux grands bienfaits ✨🌾

Saviez-vous que le sésame est l’un des plus anciens trésors nutritifs du monde ?
Chez Rianala, nous vous proposons un sésame 100% naturel, à prix abordable.

💪 Riche en calcium, magnésium et protéines
❤️ Bon pour le cœur et les os
🌿 Source d’énergie naturelle
🍽 Parfait en cuisine : salades, pains, pâtisseries, plats malagasy…

📍 Origine : Madagascar

📲 Commandez dès maintenant : +261 34 03 69 647
📌 Facebook : Rianala

Rianala – Le goût de la nature. 🌱

🔥 4 Épices – 100 % Vita Malagasy ! 🔥Un mélange unique, fabriqué artisanalement avec des produits locaux.💛 Goûtez à l’aut...
12/08/2025

🔥 4 Épices – 100 % Vita Malagasy ! 🔥
Un mélange unique, fabriqué artisanalement avec des produits locaux.
💛 Goûtez à l’authenticité de nos terroirs dans chaque bouchée !

📦 Disponible dès maintenant – Commandez vite en MP !

La douceur qui soigne naturellement ❤️
10/08/2025

La douceur qui soigne naturellement ❤️

Mahafaly foana ny mahita anareo tia sy manjifa ny vokatra atolotr'i Rianala MG !Mankasitraka hatrany o ❤️
08/08/2025

Mahafaly foana ny mahita anareo tia sy manjifa ny vokatra atolotr'i Rianala MG !
Mankasitraka hatrany o ❤️

Eny amin'ny FIER Mada indray ny fotoanantsika manomboka rahapitso,
05/08/2025

Eny amin'ny FIER Mada indray ny fotoanantsika manomboka rahapitso,

Nos produits sont désormais disponibles sur l'application Jiaby.Lien pour télécharger l'application : www.jiaby.io
03/08/2025

Nos produits sont désormais disponibles sur l'application Jiaby.
Lien pour télécharger l'application : www.jiaby.io

26/07/2025

Disponible hatrany ny confiture pok-pok, ny confiture sakoamanga

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rianala MG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share