Beauté Bio by Christine

Beauté Bio by Christine Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Beauté Bio by Christine, Grocers, Antananarivo.

🏠 Maintsoanala Fianarantsoa🌿

🌸 Vente de produits cosmétiques naturels, savon bio et compléments alimentaires🎁

🩷Soin de visage, Spécialiste cheveux curly, coiffure et onglerie🤗

Curly kely mahafatifaty😍Tsy mampiasa afatsy naturel nefa folaka tsara💖
06/05/2026

Curly kely mahafatifaty😍

Tsy mampiasa afatsy naturel nefa folaka tsara💖

🥰 Manala mony am fomba natoraly mba tsy hisy effet secondaire avieo!✅ Mety am tarehy rehetra na mbola tanora kely ary, i...
04/05/2026

🥰 Manala mony am fomba natoraly mba tsy hisy effet secondaire avieo!

✅ Mety am tarehy rehetra na mbola tanora kely ary, izay no mahatsara ny naturel:

Ampiasao ary ny GAMME ANTI-ACNE fa hadio tsara indray ny tarehinao:
🧡 Savon miel
🧡 Masque miel
🧡 Masque visage au levure de bière: ampiarahinao amin'ny akondro🍌

Miaro amin'ny masoandro ireto 🌟​👉​ Afaka ampiasainao andavanandro hiarovanao tarehy:- Sasana am savon baobab : misy fiar...
01/05/2026

Miaro amin'ny masoandro ireto 🌟​

👉​ Afaka ampiasainao andavanandro hiarovanao tarehy:

- Sasana am savon baobab : misy fiarovana am masoandro, manamandina ny hoditra sady manakatona masonkoditra 🥰​

- Atao isaky ny mahavatra ny masque 3 en 1 (anti-tache, anti-ride anti-acné) sady misoroka no mitsabo ❤️​

- Manao crème du jour am maraina alohan'ny hivoaka ny trano, akobana refa hariva: miaro am masoandro sady mahatanora lalandava 😊

🌿 Naturel daholo ny fangaron'ireo, tsisy effet secondaire.

HO ANTSIKA IZAY MITADY HOE AIZA HO AIZA NY SALON DE BEAUTE HATSARANA ❓Fikarakarana tarehy, volo, vatana, amin'ny vokatra...
30/04/2026

HO ANTSIKA IZAY MITADY HOE AIZA HO AIZA NY SALON DE BEAUTE HATSARANA ❓

Fikarakarana tarehy, volo, vatana, amin'ny vokatra 100% natoraly eto Fianarantsoa. 🌿

👉 Eo amin'ny stationnement avaratra, tena eo ampitan'ny Chambre de commerce mihitsy.

Ho an'izay tsy mahalala dia raha avy eo amin'ny Cotisse ianao de miampita eo amin'ny poste, misy Shop Yas eo atsimon'io, de stationnement ny fiara makany Ambalakely, de eo akaikiny eo misy trano misy lavarangana: mpanety ny ao ambony, de ao ambany no misy ny salon de beauté HATSARANA. 🥰

✅​ Tonga dia mahita plaque ngeza be ianao, mora hita kely !

Misokatra ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma, manomboka @8 ka hatramin'ny 4 sasany hariva.

​📞 Téléphone : 038 71 482 48 / 037 75 707 83

DRESSAGE CURLY sa EFFET NATUREL 🤔​🥰 Ataonay daholo rehefa soins cheveux curlyNoho ny fanajana ny nature ny volo natoraly...
29/04/2026

DRESSAGE CURLY sa EFFET NATUREL 🤔​

🥰 Ataonay daholo rehefa soins cheveux curly

Noho ny fanajana ny nature ny volo natoraly dia produits 100% naturels et clean no ampiasaintsika. 🌿

❤️ Fa tena activateur de boucle no mitazona tsara ilay izy.

Soins naturels daholo hanaovanao retour au naturel tsisy effet secondaire❗
🥵​ Mitsabo ny volo simban'ny hafanana be loatra (fer, brushing, produits chimiques...)

⚠️ Ary tena ho gaga ianao hoe afaka tafavoaka tsara ohatr'izao ny volonao kay...

Eto io zao volo mbola folahina fa tiany atao effet naturel dia mivoaka tsara, afaka manao méthode finger coils koa izahay hi-dresser-na tsara ny boucle nao, arak'izay tianao ihany no atao amin'io. 😊

🥰 Tongava aloha atao fa tena ho afa-po tokoa ianao. 🥰

Nisy nanontany iah hoe mba te hanomboka hitaiza tarehy dia ity GAMME ity no natoroko azy hoe atao isan-kerinandro🥰1️⃣ At...
29/04/2026

Nisy nanontany iah hoe mba te hanomboka hitaiza tarehy dia ity GAMME ity no natoroko azy hoe atao isan-kerinandro🥰

1️⃣ Atao gommage am savon io ny tarehy,

2️⃣ Hosorana crème blanchissante: karazana masque manala ny tache rehetra, pose 10 minutes fotsiny de sasana.

3️⃣ Masque visage 3 en 1 (Anti-tache, anti-ride, anti-acné) miaro tsy hisian'ireo sady manala an'ireo koa raha efa misy eo.

Zay fotsiny defa ampy sady ts mandany fotoana be,

Afaka manantona ety amin'ny salon raha mila conseil manokana.☺

Produits naturels daholo ny ato amintsika, vita am sakafo, tsy atahorana mihitsy😍

MANAFOTSY⁉️Atahoratsika foana le produit chimique manafotsy tarehy ireny, ary normal satria manimba tarehy.⚠️🥲 Fa maro n...
23/04/2026

MANAFOTSY⁉️

Atahoratsika foana le produit chimique manafotsy tarehy ireny, ary normal satria manimba tarehy.⚠️

🥲 Fa maro ny te hanadio tarehy mba miala ny tache sy point noir...

Izany no nahatonga ny Maintsoanala namokatra ny SAVON CAROTTE manazava endrika.🥰
Naturel daholo ny fangarony ary saponifié à froid izy ka tena mandaitra nefa tsy atahorana hanimba tarehy mihitsy!👇

MISY ARETIN-KODITRA❓💚 Misy an'ireto savon sy baume dingadingana Maintsoanala  ireto ato amin'ny salon de beauté HATSARAN...
21/04/2026

MISY ARETIN-KODITRA❓

💚 Misy an'ireto savon sy baume dingadingana Maintsoanala ireto ato amin'ny salon de beauté HATSARANA Beauté Bio Christine

Tena efficace💯

Manasitrana ny aretin-koditra rehetra mangidihidy : lagaly, eczema, farasisa, mangidihidy, tasy mainty amin'ny vatana...

👍 Tsara sady mora,

- Hitanao ety , ampitan'ny Chambre de commerce, Fianarantsoa.
038 71 482 48 / 037 75 707 83📲

20/04/2026

Misokatra Alatsinainy - Zoma manomboka ny salon tsika eto Fianarantsoa

⚠️ PRODUIT NATUREL AMZAY KIA AMPIASAINA🌿🥰 Efa misokatra ho anao ny Salon de beauté HATSARANA eto Fianarantsoa🥰Mba hikara...
16/04/2026

⚠️ PRODUIT NATUREL AMZAY KIA AMPIASAINA🌿

🥰 Efa misokatra ho anao ny Salon de beauté HATSARANA eto Fianarantsoa🥰

Mba hikarakarantsika ny hatsaran-tarehintsika amin'ny vokatra 100% naturel!💚

😥 Raha efa simban'ireny produit chimique ireny ny tarehinao dia tongava hampiasaintsika ny naturel amzay mba hiverina sady tsara no tsy mandany vola be koa! Manome torohevitra hiarovana ny tarehinao amin'ireny Make-up ireny koa izahay😊

🌱Misy ireo vokatra Maintsoanala fikarakarana tarehy, volo, vatana amin'ny vidiny mirary eto.
Sady afaka manao soins de visage, cheveux curly, brushing, onglerie amin'ny produits naturel koa isika ato ka tongava manandrana fa tsisy effet secondaire ary ho afapo tokoa ianao!❤️

👉 Toerana : Ampitan'ny chambre de commerce, atsimon'ny stationnement makany Ambalakely. (Akaiky ny Poste ambany - Shop Yas - Cotisse)
📞 0387148248 / 0377570782

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Beauté Bio by Christine posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category