Vieille marmite

Vieille marmite Manger comme chez mamie � �

🥰Mbola mitohy hatrany ny fanomezana ny fahafaham-po ho antsika mpanjifa ahh‼️ 😘TSIRO AMIN'NY VIDINY MORA😘Koba KATSAKA fe...
17/09/2024

🥰Mbola mitohy hatrany ny fanomezana ny fahafaham-po ho antsika mpanjifa ahh‼️

😘TSIRO AMIN'NY VIDINY MORA😘
Koba KATSAKA feno RONONO😋🥛🌽
Andramo fa tena tsara, tena Matsiro reto ahh 🤗
Azo atao sakafo maraina
Azo atao Goûter

Maro ny fomba andrahona azy :
✨Atao masak’evoka (bain marie)
✨ Atao anaty ravina (koba ravina) ✅Tsy manina na tsy asina akondro aza ✨
✨Atao koba ranony (hoanina @ sotro)

👉 Ohatra Recette : 😋 Koba Ranony 😋 :
👌✨ KELY FOTSINY DIA EFA MAVITA BE ✨👌

😍Hoan'olona 2 na 3😍
🔴Rano mangatsika ½ litre 💦
🔴Koba 3 sotro lehibe

*Atao anaty rano ny koba de afangaro tsara
* Apetraka eo ambon'ny afo malefaka ( feu doux)🔥
* Ampiana siramamy izay Tiana
* Arona tsy mijanona mba tsy hiraikitra ( tahakany fanaovana sauce béchamel )
* Ajanona rehefa mahazo izay rihatra (texture) tinao 😋
* Hoanina mafana , Mazoto daoly ara ohhh 😘✨

Prix :
💸1kg : 22 000Ar(110 000Fmg)
💸500g: 11 000Ar(55 000Fmg)
💸250g: 6000Ar(30 000Fmg)

🚵 Livraison à partir de 500 g 😉
OU
A récupérer 😁👍

💰 Manome prix de gros à zahay à partir de ✨5 kg ✨ 💰

📞 034 44 296 36

‼️Stock très limité chez la Vieille marmite 🤗🥰Pâte de Dattes de 1Kg , 💴 20 000Ar seulement ‼️MP ou 0347312637 pour passe...
11/09/2024

‼️Stock très limité chez la Vieille marmite 🤗
🥰Pâte de Dattes de 1Kg ,
💴 20 000Ar seulement ‼️
MP ou 0347312637 pour passer vos commandes 🤗
Mise en sachet
✅ Facile à consommer
✅ très bon pour la santé avec les vertus incroyables du fruit
⏩ Protègent la santé de votre cœur
⏩ Régulent la glycémie
⏩ Facilitent la digestion
⏩ La datte renforce les défenses immunitaires

😱😋Vaovao beee ‼️ 😘TSIRO AMIN'NY VIDINY MORA😘Koba Katsaka feno RONONO😋🥛🌽Andramo fa tena tsara, tena Matsiro reto ahh 🤗Azo...
21/08/2024

😱😋Vaovao beee ‼️
😘TSIRO AMIN'NY VIDINY MORA😘
Koba Katsaka feno RONONO😋🥛🌽
Andramo fa tena tsara, tena Matsiro reto ahh 🤗
Azo atao sakafo maraina
Azo atao Goûter

Maro ny fomba andrahona azy :
✨Atao masak’evoka (bain marie)
✨ Atao anaty ravina (koba ravina) ✅Tsy manina na tsy asina akondro aza ✨
✨Atao koba ranony (hoanina @ sotro)

👉 Ohatra Recette : 😋 Koba Ranony 😋 :
👌✨ KELY FOTSINY DIA EFA MAVITA BE ✨👌

😍Hoan'olona 2 na 3😍
🔴Rano mangatsika ½ litre 💦
🔴Koba 3 sotro lehibe

*Atao anaty rano ny koba de afangaro tsara
* Apetraka eo ambon'ny afo malefaka ( feu doux)🔥
* Ampiana siramamy izay Tiana
* Arona tsy mijanona mba tsy hiraikitra ( tahakany fanaovana sauce béchamel )
* Ajanona rehefa mahazo izay rihatra (texture) tinao 😋
* Hoanina mafana , Mazoto daoly ara ohhh 😘✨

Prix :
💸1kg : 22 000Ar(110 000Fmg)
💸500g: 11 000Ar(55 000Fmg)
💸250g: 6000Ar(30 000Fmg)

🚵 Livraison à partir de 500 g 😉
OU
A récupérer 😁👍

💰 Manome prix de gros à zahay à partir de ✨5 kg ✨ 💰

📞 034 44 296 36

Address

Ankaditoho
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vieille marmite posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category