15/08/2024
😍Chips Patate Douce - Chips vomanga 🍠
🔥Sur commande ihany
🫶Misy karazany 2 : Mamy
Masira
🔥Amin'ny vidiny tena mirary be mihintsy
25.000ar fotsiny ny 1kg
Afaka manome 200g no miakatra ihany koa izahay
🥹Afaka manome prix de gros raha mbola ivarotra
🛵Manao livraison Tana - province