Jejo en ligne

Jejo en ligne Votre allié en vente en ligne �

🌺Arrivage manitra be🌺🌟Parfum edition limitée 🌟Mitana tsara ny fofony an...amin’ny vidiny mora nefa tsara dia tsara. Misy...
23/09/2025

🌺Arrivage manitra be🌺
🌟Parfum edition limitée 🌟
Mitana tsara ny fofony an...amin’ny vidiny mora nefa tsara dia tsara.
Misy malefaka ho an’ireo tia izany ary misy koa mahery kokoa😊

Misy karazany telo🩷

💋💚Misy vaovao ho atsika indray ary ity💚💋🚨❤️CREME VISAGE anti-ride à base RÉTINOL ❤️🚨🌈Inona moa ny vokatsoa entiny izany⁉...
14/11/2024

💋💚Misy vaovao ho atsika indray ary ity💚💋

🚨❤️CREME VISAGE anti-ride à base RÉTINOL ❤️🚨

🌈Inona moa ny vokatsoa entiny izany⁉️

👩‍🔬🌺Ny rétinol dia manala ireo ketrona rehetra amin'ny oditra, manala ireo imperfections, manala ireo tâche pigmentaire amin'izany ary mapitovy ny lokon'ny oditra ihany koa.☺️🏵️

✨🌈Ny vidiny natao mora satria dia 15.000ar fotsiny nefa maro ireo vokatsoa entiny.

Manao livraison izahay ary afaka alainao mivantana ihany koa.🛵🏍️🚚

034.44.491.40📞☎️

🌞💖Mafana ery ny andro e⁉️ 😎🚨Aza adino mihintsy ny manisy crème solaire ny tarehy hisoroana ny fahasimbany oditra😎🚨🇨🇵🌺Ire...
14/11/2024

🌞💖Mafana ery ny andro e⁉️

😎🚨Aza adino mihintsy ny manisy crème solaire ny tarehy hisoroana ny fahasimbany oditra😎🚨

🇨🇵🌺Ireto ary misy karazana creme solaire made in france avoko.🌺 🇨🇵

🕶️☀️Miaro Amin'ny UVB sy UVA(rayon avy amin'ny masoandro) izany hoe ilay may ny masoadro mba tsy ho mainty na ho mena ilay oditra, cancer de la peau, apparition ride, vieillissement prématuré.

🌹🌹SPF 50+ izy ireo izany hoe 98% ny rayon UV avy amin'ny masoandro dia bloque'ny. Voaaro tsara ny oditra izany😎

💋💋Ny vidiny : 20.000ar fotsiny.💋

Afaka manao livraison ary afaka récupérer'nao ihany koa.

Tel: 034.44.491.40📞☎️

❤️Salama daholo indray❤️🐐Tonga ary ny savon Lait de chèvre🐐⁉️Inona moa ny mapiavaka azy amin'ny savony hafa?⁉️💧❤️Hydrata...
11/11/2024

❤️Salama daholo indray❤️
🐐Tonga ary ny savon Lait de chèvre🐐
⁉️Inona moa ny mapiavaka azy amin'ny savony hafa?⁉️

💧❤️Hydratant naturel izy,izany hoe manamandina ny oditra ary mety koa raha anasana tarehy❤️💆‍♀️

🌺🏵️Manadio ny oditra izy ary tena manamandina izany.🌺🏵️

🌞💖Manala ireo sela maty amin'ny oditra ihany koa sy mony ary manome élasticité.💖🌞

Ary mety ho an'ny karazana oditra rehetra na ny zaza ary👶

Ny vidiny: 8.000ar💙
Misy karazany .🫒🥛🌹🐝
Afaka manao livraison ary afaka récupérer'nao ihany koa.

❤️💙Crème hydratant Cerave pour visage 💙❤️🌞❤️Efa mafana izao ny andro ka ilaina foana ny manisy creme solaire sy crème hy...
05/11/2024

❤️💙Crème hydratant Cerave pour visage 💙❤️

🌞❤️Efa mafana izao ny andro ka ilaina foana ny manisy creme solaire sy crème hydratant Amin'ny tarehy ho fiarovana azy🌞 ❤️

❤️Creme hydratant marque "Cerave".❤️

💖Sady manamadina no mahasolo crème solaire.💖
💙💙Amin'ny vidiny 20.000ar fotsiny.💙💙
Afaka manao livraison ihany koa🥰

Address

Antananarivo

Telephone

+261344449140

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jejo en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category