Luffy long

Luffy long Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Luffy long, Grocers, 034286629, Antananarivo.

Serviettes hygiéniques et protège slip  Longrich Mada
09/09/2024

Serviettes hygiéniques et protège slip

Longrich Mada

INONA no tokony HATAO azy raha misy OLONA:👉🏻TE HANADIO RA👉🏻TE HANENA VATANA👉🏻MANANA OLANA amin'ny TENSION👉🏻MANANA OLANA ...
09/09/2024

INONA no tokony HATAO azy raha misy OLONA:
👉🏻TE HANADIO RA
👉🏻TE HANENA VATANA
👉🏻MANANA OLANA amin'ny TENSION
👉🏻MANANA OLANA amin'ny VOA

🔶Misotro THÉ🔶

➡THÉ VERT
☘Manampy amin'ny fandevonan-kanina
☘Tena tsara ho anao izay mitohana matetika
☘Mety ho an'izay manana olana eo amin'ny voa(rein
☘Natao ho an'ny ,marary kibo,vavony
☘Manadio ny taova maro(detox)
☘Manampy amin'ny fanenana vatana..

➡.THÉ MARRON
☘Mamerina ny tosi-dra amin'ny antonony
☘Manampy ireo diabetika
☘Manala ny menaka ratsy amin'ny vatana

➡THÉ ROSE na the minceur
☘Tena mahomby amin'ny fanadiovana ny menaka amin'ny vatana
☘Natao ho an'olona te hampihena vatana haingana
☘Miaro amin'ny fahatapahan'ny lalandrà
☘Manampy amin'ny fanadiovana Aty

N.B:Vokatra natoraly daholo ireo

Address

034286629
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Luffy long posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category