Rameaux solaire

Rameaux solaire Manampy anao hanararaotra ny herin'ny masoandro amin'ny alalan'ny fitaovana maharitra sy fanavaozana.

Tohizo ny fiainanao amin'ny fahombiazana sy ny fiarovana, na dia amin'ny fotoan-tsarotra aza. 0388579968

Kit Solaire SOYDD originale anti-déléstage 0388579968 Afaka miditra aminity pejy city koa ianao RAMEAUX EN LIGNEMikaraka...
18/10/2024

Kit Solaire SOYDD originale anti-déléstage 0388579968 Afaka miditra aminity pejy city koa ianao RAMEAUX EN LIGNE
Mikarakara ny filanao amin'ny herinaratra sy fialamboly ny kit solaire SOYDD. Ity kit ity dia ahitana ny fitaovana rehetra ilaina hanamorana ny fiainanao andavanandro, na any an-trano na eny ivelany.

Inona no ao anatin'ny kit?

Panneaux Solaire: Miaraka amin'ny fil 3.5 metatra.

Empoule Lehibe: 2 miaraka amin'ny fil 3 metatra tsirairay, ahitana interipteur.

Adapter Charge: Afaka mampifandray amin'ny courant 220V sy

Cable Charge Telefaonina:satria Sady misy power bank 8000mAh be ao ny batterie

Tena Matanjaka: na mirehitra daholo ireo jiro ireo na Tonga maraina mbola tsy faible io.

Mode Bluetooth: Mampifandray amin'ny fitaovana hafa.

Radio FM sy MP3 Player: Mankafiza ny mozika na dia any ivelany aza.

Fampiharana sy Tolotra:

Fihenam-bidy: Mividiana dia izao ary mahazoa tolotra manokana aminy fihenambidy 70.000Ar monja.

Serivisy Fandefasana: Manao livraison ary mandefa amin'ny faritra rehetra.

Aza misalasala manao commande na miantsoa na mandefa hafatra miafina (mp) ho an'ny antsipiriany sy ny fanontaniana 0388579968

Varotra Projecteur 220V – Hazavana Mahomby ho an'ny Fiainanao!Mividiana projecteur 220V izay manome hazavana mazava sy m...
17/10/2024

Varotra Projecteur 220V – Hazavana Mahomby ho an'ny Fiainanao!

Mividiana projecteur 220V izay manome hazavana mazava sy maharitra! Ity fitaovana ity dia:

Miaritra ny tontolo iainana: Manampy amin'ny fiarovana ny trano sy ny garage, indrindra amin'ny alina.

Mora ampiasaina: Tsara ho an'ny ivelany sy ny an-trano.

Karazany sy vidiny:

100W: 40.000 Ar

50W: 30.000 Ar

20W: 25.000 Ar

Tombontsoa:

Hazavana tsara sy mahomby.

Fitaovana azo antoka sy kalitao.

Manao livraison ary any amin'ny faritra rehetra.

Aza mandany fotoana! Mividiana anio ho an'ny fiarovana sy ny fahazavana! Raha mila fanazavana fanampiny, aza misalasala manontany! na 0388579968

MINI TORCHE RECHARGEABLEManala fasahiranana satria mazava sy matanjaka ary mahatakatra lavitra ny hazavany⚡ vy daholo va...
17/10/2024

MINI TORCHE RECHARGEABLE
Manala fasahiranana satria mazava sy matanjaka ary mahatakatra lavitra ny hazavany
⚡ vy daholo vatany ilay taille moyenne fa tsy ilay kely be
⚡ misy tranony plastique vert armé izay tena raitra kokoa
⚡ fomba firetrany mode forte, mode legère,mode sos, led cob
⚡misy zoom De reglage aminy fahatakarany lavitra
⚡ tsy mila mividy pile fa rehefa faible dia chargena, EFA misy cable afaka ichargena azy aminy courant nefa batteries dia tena matanjaka

Koa araraoty fa tsara kalitao nefa aminy vidiny mirary
🚴 manao livraison sady mandefa any aminy faritany 🚐

Manasa anao hiantso ny
📞 0388579968
📞

17/10/2024

MINI TORCHE RECHARGEABLE
Manala fasahiranana satria mazava sy matanjaka ary mahatakatra lavitra ny hazavany
⚡ vy daholo vatany ilay taille moyenne fa tsy ilay kely be
⚡ misy tranony plastique vert armé izay tena raitra kokoa
⚡ fomba firetrany mode forte, mode legère,mode sos, led cob
⚡misy zoom De reglage aminy fahatakarany lavitra
⚡ tsy mila mividy pile fa rehefa faible dia chargena, EFA misy cable afaka ichargena azy aminy courant nefa batteries dia tena matanjaka

Koa araraoty fa tsara kalitao nefa aminy vidiny mirary
🚴 manao livraison sady mandefa any aminy faritany 🚐

Manasa anao hiantso ny
📞 0388579968

Chargeur Batteries 12V– Vahaolana Tsara Ho an'ny Fiara sy ny Trano!Manolotra chargeur batteries 12V/24V izahay, tonga la...
17/10/2024

Chargeur Batteries 12V– Vahaolana Tsara Ho an'ny Fiara sy ny Trano!

Manolotra chargeur batteries 12V/24V izahay, tonga lafatra ho an'ny rehetra. Ity chargeur ity dia:

Mora ampiasaina: Mifandray amin'ny courant 220V.

Karazana samihafa: Misy chargeur 4A ka hatramin'ny 100A sy 4A ka hatramin'ny 150A.

Intelligent: Misy indication numérique ho an'ny température sy voltage.

Fampifanarahana mora: Misy button ahafahanao manao réglage.

Fiarovana: Misy ventilateur de refroidissement sy automatique stop rehefa feno ny batterie.

Afaka ampiasaina amin'ny batterie moto, automobile, camion, sy ao an-trano. Tsara ho an'ny olona mitady vahaolana maharitra sy azo antoka!

aza misalasala fa Tonga dia mandefasa hafatra miafina miantsoa avy hantrany ny laharana eto ambany, aza hadino koa fa manao livraison izahay sady mandefa any aminy faritra rehetra manerana ny nosy
0388579968

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rameaux solaire posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category