Optifood

Optifood Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Optifood, Ambohimahazo Antsirabe, Antananarivo.

Misy foana ny holatra an🍄🍄Mandray commande
15/04/2026

Misy foana ny holatra an🍄🍄
Mandray commande

10/04/2026

Hello hello🥰🥰
Mbola misy foana ny Holatra an🍄🍄

Hello hello💛Efa misy indray ny holatra anMandray commande indray izahay o😋😋
31/03/2026

Hello hello💛
Efa misy indray ny holatra an
Mandray commande indray izahay o😋😋

Tsy hitsahatra ny hizara sy handrisika anao izahay hoe: Le champignon est un aliment nutritif😋
21/03/2026

Tsy hitsahatra ny hizara sy handrisika anao izahay hoe:
Le champignon est un aliment nutritif😋

21/03/2026

Aia aby isika fianakaviamben'ny MED eeee📢📢
👉 Ny MED sy ny Club des Entrepreneurs MED antenne Fianarantsoa dia manasa anao handray anjara amin’ny FIHAONAMBE 2026 izay hizarana ireo vina vaovao, ny rafitra sy ireo tetikasa ho an’ity taona 2026 ity.

Amin'io ihany koa no hanatanterantsika ny fifidianana izay ho "chef d'antenne" hitarika ny Club des entrepreneurs MED eto Fianarantsoa

🚀 Fotoana iray hanamafisana ny fiaraha-miasa sy hizarana traikefa.
💯 Zava-dehibe ny fanatrehanao amin’ny fanombohana sy ny fahombiazana iombonana.

📢 ASSEMBLÉE GÉNÉRALE MED Fianarantsoa 2026 :
Construisons ensemble la dynamique du Club des Entrepreneurs.

✨ Il s’agit de la toute première Assemblée Générale de MED Fianarantsoa.

🚀 Venez découvrir les orientations stratégiques, l’organigramme ainsi que les projets pour 2026.

Un moment d’échange pour consolider les liens et avancer ensemble.

🗓️ Vendredi 27 mars à 14h00
📍 An-tsaha Amboaloboka

💯 Ensemble, posons les bases d’une réussite durable.

🔴 Madagascar Entreprises Développement, le partenaire des entrepreneurs Malagasy 🔴

Hello😍Ireto indray ny recette manaraka😋Mazoto💖
17/03/2026

Hello😍
Ireto indray ny recette manaraka😋
Mazoto💖

Un grand remerciement à tous les organisateurs ainsi que les coachs de nous avoir accueilli durant cet évènement.🙏
13/03/2026

Un grand remerciement à tous les organisateurs ainsi que les coachs de nous avoir accueilli durant cet évènement.🙏

Hello😍😍Ireto indray ny recette manaraka Champignon
09/03/2026

Hello😍😍
Ireto indray ny recette manaraka
Champignon

Arahaba nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zo ny Vehivavy 08 Martsa 😍
08/03/2026

Arahaba nahatratra ny andro iraisam-pirenena ho an'ny zo ny Vehivavy
08 Martsa 😍

Hey🍄🍄Misy livraison holatra rahampitso an 🥰 Ataovy ao amin'ny Mp Ary n'y commande e. 🍄🍄🥰
03/03/2026

Hey🍄🍄Misy livraison holatra rahampitso an 🥰
Ataovy ao amin'ny Mp Ary n'y commande e. 🍄🍄🥰

24/06/2025

Address

Ambohimahazo Antsirabe
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Optifood posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share