Fromage Aina

Fromage Aina Kitio le j'aime oh👇
(1)

03/05/2026

Efa ato amin page daolo ny prix rehetra fa tsy mamaly mp tsony ra prix no fanontanina🤣

Ampafantirana foana isika client fa tsy manao livraison izahay ra vao latsakin 30 piec no aterina fa recuperena foana ar...
03/05/2026

Ampafantirana foana isika client fa tsy manao livraison izahay ra vao latsakin 30 piec no aterina fa recuperena foana ary ra latsakin 5 kg ny gouda 🤣

Efa zay foana tompoko ny fiasanay hatramzay fa tsy we miavona akory izahay ra tsy manatitra 500 gr

Mankasitraka foana amin ny firaha miasa tompoko

Rehefa ianao metimety sy manam-bola dia :Betsaka ny olona mitsikilo anaoBetsaka ny mitsikera sy manaratsyBetsaka ny tond...
03/05/2026

Rehefa ianao metimety sy manam-bola dia :

Betsaka ny olona mitsikilo anao
Betsaka ny mitsikera sy manaratsy
Betsaka ny tondromolotra mahazo

Hoe nanao afera maloto ianao
Hoe nangalatra na nisoloky ianao
Hoe niaraka tamin’ny mamasosy na papasosy
Sns …

Misy aza mamorona tantara tsy misy akory
Misy aza tsy mahita tory mijery ny fiainanao
Tena tsy tiany ianao, nefa izy milaza mahafantatra anao

Fa rehefa ianao kosa no mahantra,

Tsy misy olona miteny firy
Tsy misy olona mahafantatra
Tsy misy olona mitsikilo ny fiainanao

Na misy aza, tsy dia raharahiany loatra ianao

Ka hoy aho hoe tsy aleo ve metimety sy manana
na dia tsikeraina sy haratsiana aza
toy izay mahantra tsy misy mpitsikilo ?

Ianao manana maintsy afaka sambatra sy miadana amin’ny fanananao dia avelanao eo fotsiny izay tsy mahazaka azy hivovo dia vita

Ny ataonao dia ny mivavaka ho azy fotsiny

Salama daolo ndray ny mpankafy fromage rehetra 💖       Dispo manomboka rampitso daolo indray ny fromage rehetra nahafant...
03/05/2026

Salama daolo ndray ny mpankafy fromage rehetra 💖

Dispo manomboka rampitso daolo indray ny fromage rehetra nahafantaranareo an Fromage Aina hatramizay 🧀

Gouda local betafo ::30000 ar kg

Gouda local Ambatomanga ::35000 ar kg

Emmental ::35000 ar kg

Gouda rouge ::35000 ar kg

Biba Ambatomanga ::35000 ar kg

Raclette Ambatomanga ::40000 ar kg

Raclette Niomilk::50000 ar kg

Chedar :50000 ar kg

Mozarella :: 32000 ar kg

Fromage pm :: 120gr :3200 ar

160gr :4000 ar

100 gr :3000 ar

85gr::2500 ar

Prix de gros daolo reo tompoko‼️

Point de vente ::Analakely alohan salon de beaute hatsarana

⛽️:0342480402

🛺: Livraison + de 40 piece pm + 5kg gouda ny aotran zay recuperena tompoko

03/05/2026

Ho ambinim bola ny tokatranonao manomboka amin ity volana ity

Ndao hanontanio izy mety aminao         Pm         Gm         Emmental         MOzarrella
29/04/2026

Ndao hanontanio izy mety aminao

Pm
Gm
Emmental

MOzarrella

Tsy mahalavitany any Fromage Aina ny client fidele💋💋💋 eny fa na dia alahady ary de tonga foana izahay manao ny livraison...
26/04/2026

Tsy mahalavitany any Fromage Aina ny client fidele💋💋💋 eny fa na dia alahady ary de tonga foana izahay manao ny livraison an ity toerana mamy kely eny Anosy avaratra ity 💋💋💋

💪🏿Ho antsika izay mitady toerana calme nefa sady mora kaly no tsara fandraisana dia ato amin ito Tononk Hena ito no tena wee wooauuuuhhhh bee💕

Ny toerana malalaka tsara

Ny parking assuré

Ny kaly tena matsiro beu daolo sady mirary ny vidiny

Any anosy avaratra any no misy azy an

💕💕💕❤️❤️❤️💕💕💕💕

Zao ny hatsaranyy kou🧀🧀Gouda local betafo           30000 ar kg efa masaka ⛽️ 0342480402💗point de vente : Analakely aloh...
21/04/2026

Zao ny hatsaranyy kou🧀🧀

Gouda local betafo

30000 ar kg efa masaka

⛽️ 0342480402

💗point de vente : Analakely alohan ny salon de beaute hatsarana makeup

Fromage Mozarella               30000 ar kg⛽️⛽️ 0342480402❤️ point de vente ::Analakely alohan ny salon de beaute hatsar...
21/04/2026

Fromage Mozarella

30000 ar kg

⛽️⛽️ 0342480402

❤️ point de vente ::Analakely alohan ny salon de beaute hatsarana glam

Giuda local      30000 ar kg ⛽️ 0342480402
16/04/2026

Giuda local

30000 ar kg

⛽️ 0342480402

🧀iza daolo ilay mitady fromage masaka tsara hanaovan sakafo ato        PM 100 piece dispo anio ary izay haka azy ety ami...
16/04/2026

🧀iza daolo ilay mitady fromage masaka tsara hanaovan sakafo ato

PM 100 piece dispo anio ary izay haka azy ety amin point de vente Fromage Aina

Analakely alohan ny Salon de beaute hatsarana glam

⛽️ 0342480402 tonga de miatso fa tsy en ligne matetika a

Emmental gasy vita avy ao betafo 🧀🧀        Maty amin ny pizza                 tacos ...snss vidiny tokana ::35000 ar kg ...
13/04/2026

Emmental gasy vita avy ao betafo 🧀🧀

Maty amin ny pizza

tacos ...snss

vidiny tokana ::35000 ar kg

⛽️0342480402

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fromage Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share