10/07/2025
Mirarahaba antsika rehetra❤️❤️
Somary niketrika fanatsarana ho anareo izahay 😁😁
🫶 Ka izao niverina indray miaraka amin’ny Chips Baam matsiro be🤤🤤😋😋
👉👉 Vita avy amin’ny « banane plantain »
🥰🥰Nendasina amin’ny menaka madio tsara Tsy misy atahorana ho an’ny fahasalamana
🥳🥳Tsy be sira mety tsara ho an’ny fianakaviana rehetra
🥰🥰Tsisy nampiana siramamy fa ilay akondro masaka nendisina dia efa mamy tsara
🤤🤤Mikarepoka tsara ary azo tahirizina tsara ❤️
🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉🎉
Aza misalasala mandefa hafatra miafina
Mirary soa indrindra❤️🙏