Parapharmacie Bio en ligne MG.B

Parapharmacie Bio en ligne  MG.B Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Parapharmacie Bio en ligne MG.B, Grocers, Itaosy hôpital, Antananarivo.

*Raok'andro*THÉ CARDIOPATHIE. 35000arTel. 038 55 319 19✓GROS COEUR ✓MISY MANINDRONA V EO AMBAVA FO ❗✓MISENTO LAVA✓RERAKA...
17/12/2024

*Raok'andro*

THÉ CARDIOPATHIE. 35000ar
Tel. 038 55 319 19

✓GROS COEUR
✓MISY MANINDRONA V EO AMBAVA FO ❗
✓MISENTO LAVA
✓RERAKA LAVA
✓TSY TAFI_AINA TAMPOKA
✓SEMPOTRA
✓MANAO CRISE
✓MIFANINTONA
✓MIVONTO TONGOTRA SY TANANA, TAREHY
✓MARARY ANDOHA LAVA

AFAKA MIDITRA MP AVY ATRANY IANAO FA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY MANANA ANZAY OLANA IZAY
TSY MISY RESAKA PILE FA FANAFODY VITA AVIAMINY ZAVAMANIRY

[ ALEO MISOROKA TOIZAY MITSABO ]

*Raok'andro*THÉ CARDIOPATHIE. 35000arTel. 034 35 427 34✓GROS COEUR ✓MISY MANINDRONA V EO AMBAVA FO ❗✓MISENTO LAVA✓RERAKA...
15/12/2024

*Raok'andro*

THÉ CARDIOPATHIE. 35000ar
Tel. 034 35 427 34

✓GROS COEUR
✓MISY MANINDRONA V EO AMBAVA FO ❗
✓MISENTO LAVA
✓RERAKA LAVA
✓TSY TAFI_AINA TAMPOKA
✓SEMPOTRA
✓MANAO CRISE
✓MIFANINTONA
✓MIVONTO TONGOTRA SY TANANA, TAREHY
✓MARARY ANDOHA LAVA

AFAKA MIDITRA MP AVY ATRANY IANAO FA MISY VAHOLANA HO ANAO IZAY MANANA ANZAY OLANA IZAY
TSY MISY RESAKA PILE FA FANAFODY VITA AVIAMINY ZAVAMANIRY

[ ALEO MISOROKA TOIZAY MITSABO ]

15/12/2024
FITSABOANA REIN NA VOAAnisan'ny aretina mirongatra tokoa ny aretin'ny voa amin'izao fotoana izao nohon'ny antony maro, n...
15/12/2024

FITSABOANA REIN NA VOA

Anisan'ny aretina mirongatra tokoa ny aretin'ny voa amin'izao fotoana izao nohon'ny antony maro, noho izany ity misy fitsaboana natioraly izay mety hanampy ho an'ireo izay tratran'izany aretina izany.

Na ny olona efa nanao dialyse ary dia mety tsara raha tokoa ka mampiasa ireto teboka maromaro ireto. Araky ny fantatra fa ny fraise dia voankazo betsaka amin'izao fotoana izao, noho izany safidin-tsika izany voankazo izany mba entina hitsaboana

Ny fihinana fraise 1/2kg isan'andro dia manampy amin'ny fitsaboana voa

Ataovy 15 andro fotsiny dia efa mahita vokatra ara - pahasalama betsaka ianao .
Sady fotoanan'ny fraise koa moa amin'izao .
Hihena isan'andro ilay pipy ohatra ny mandroatra iny vokatry ny fahararian''ny rein moa na koa resaka diabète no anton'izy iny .

Ra toa ka marary lamosina vokatry ny aretina rein ianao satria mivonkona ny rein rehefa marary ela loatra ka mahatonga ny nerf amin'ny lamosina hifandrirotra izay ka mamparary io lamosina io .....

Vao mahavita 5 andro dia efa mihamaivana ny aretin'ny lamosina fa ataovy ity .
Ary anisan'ny manampy ny fifohazan'ny fiasan'ny insuline koa ity fihinanana fraise 500 g tsy afangaro n'inoninona ity .

Koa hampiasao ary izany fa mety hanampy anao amin'ny tsy fahasalaman'ny voa izany

Dia mirary fahasalamana ho anao izay tratran'izany aretina izany izahay tompoko

Mandroso miaraka no tanjona 🤗

Address

Itaosy Hôpital
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parapharmacie Bio en ligne MG.B posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category