Haja Memories

Haja Memories Vidéo, drone

zao no ataon'i deba zao vao Tonga avy mianatra 🤣
11/05/2026

zao no ataon'i deba zao vao Tonga avy mianatra 🤣

afaka manao shooting kely koa tsika  sady mitsangatsangana , 📷❤️
21/04/2026

afaka manao shooting kely koa tsika sady mitsangatsangana , 📷❤️

20/04/2026
08/03/2026

Arahabaina ny vehivavy rehetra nahatratra ity fetinareo ity ♥️♥️
mirary soa sy fahombiazana feno ho anareo 😘

07/03/2026

mirary faran' ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra,
andron'ny lehilahy androany fa rahampitso ho an'ny vehivavy 🙂🙂
⏺️ Mirary fahaizana miaina ho an' ny lehilahy izay mbola mihevitra fa fanaka malemy ny vehivavy ,
⏺️ Mirary lehilahy feno fahendrena hanaja vehivavy , tsy hanao herisetra amin'ny fomba rehetra , na amin'ny teny na amin'ny fihetsika
⏺️ Mirary fiaraha monina hanome lanja tanteraka ny olombelona toa azy , iaina amin'ny maha izy azy ary ahafahan'ny olombelona rehetra miaina araky ny fankafizany azy
⏺️Mirary vehivavy mahay hajaina , mahay miaina ary mahay ny atao hoe fiaraha monina
zay fa samia manao faran'ny herinandro feno fitiavana
amoaka sary 8 mars betsaka isika rahampitso ka araho hatrany ny pejy
bisous 😘😘

26/02/2026

partageo ny video fa omena cadeau ianareo izay be points o

20/04/2025

Ny vadinareo koa ve EFA mamomamo🤣🤣🤣

08/03/2025

Bonjour nekama ❤️
Miarahaba ny vehivavy rehetra ho amin'ny androany 😍
Matetika ianareo atao ampara filazana kanefa voaloamboninahitra, mandeha ravaky ny lalana, mitoetra ravaky ny trano ❤️
Mandeha bus nareo mihinana chips sy coca 😉 tsy manome , de aveo oe mba teneno za rehefa eo am pompe fa tsitako aty 😆😆
Soa fa 8 mars dia natoroko, fa raha akotrzay 😆😆😆
Bisous les femmes fortes, battante 😉, et surtout les rentables 😆😆😆

06/03/2025

Aza adino ny mivavaka alohan'ny atory an ❤️ 😍,

Rehefa lany fika amty fitadiavana laoka ity, de aleo ato no manao recherche 🤣🤣🤣
05/03/2025

Rehefa lany fika amty fitadiavana laoka ity, de aleo ato no manao recherche 🤣🤣🤣

Address

Analakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Memories posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category