Ny SOA glace Esquimaux

Ny SOA glace Esquimaux Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny SOA glace Esquimaux, Grocers, Ambohimangakely, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra 😍😍😍Misokatra ho antsika rehetra ny fanjifana esquimaux ato amin'ny Ny Soa Esquimaux Isaorako m...
15/02/2025

Miarahaba antsika rehetra 😍😍😍
Misokatra ho antsika rehetra ny fanjifana esquimaux ato amin'ny Ny Soa Esquimaux

Isaorako manokana Andriamanitra πŸ™πŸ™
Afaka mandray commande izahay tompoko ho anareo rehetra mbola hivarotra na hanao opération, na hanao fety sns... amin'ny vidiny 700 ariary 🀏🀏

❀️❀️Marihako eto ampiandohana tompoko fa ny esquimaux vokarinay dia vita avy amin'ny ronono velona πŸ₯›πŸ₯›tsy mitapoka 🀚 masaka tsara ary tsy misy produit chimique... Ka noho izany dia mety na ho an'ny ankizy aza πŸ§’πŸ§’

πŸ‘‰ 700 ariary fotsiny, raha maka 30 isa ianao dia 21.000 ariary πŸ€—πŸ€—

πŸ‘‰Na mbola hivarotra ianao na provision ho ao antrano dia mahazo Tombony hatrany πŸ’¦πŸ’¦

πŸ‘‰ Livraison gratuite fa mba atao mihoatra ny 30 isa ny commande raha hifandaminana ny fotoana hanateranay azy, raha ilaina maika kosa dia ny anao irery no haterina dia mba mihoatra ny 50 isa ny commande ❀️❀️

πŸ“žπŸ“ž Aza misalasala miantso mivantana tompoko izay hanaterana
034.35.674.37
033.60.322.08

14/02/2025

Ny SOA Glace Esquimaux

Address

Ambohimangakely
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny SOA glace Esquimaux posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category