08/06/2026
NY FAHATANORANA SY NY FITADIAVAM-BOLA
Ny hoavy tsy miandry izay taraiky, ary ny fiainana ankehitriny tsy mandefitra amin'ny hakamoana. Na mpitovo ianao na efa manambady, fotoana izao handraisana andraikitra amin'ny fitadiavam-bola.
1. Ho anao mbola mpitovo:
Aza miandry hitombo vava: Ny fahatanorana no hery. Ny fahaleovan-tena ara-bola androany no miantoka ny fahafahanao sy ny safidinao rahampitso.
MANORENA FOTOTRA
Tsy misy tokatrano vanona azo aorina eo ambony fahasahiranana sy fiankinan-doha amin'ny ray aman-dreny.
2. Ho anao efa manambady:
Ny fitiavana tsy mahamasaka vary: Ny fandaniana ao an-tokatrano (trano, sakafo, fianarana, fahasalamana) dia mitaky dika mivaingana.
Miaraka mientana: Tsy fotoan'ny miandry ny irery intsony izao. Na lahy na vavy, samy mila mampiditra vola mba hampijoroana ny hoavin'ny vady aman-janaka.
Ny hafatra lehibe: Tsy misy asa menatra ho an'ny tanora te handroso. Ampiasao ny hery, ny saina, ary ny internet hitadiavana loharanom-bola. Izay afafinao androa
Ny hoavy tsy miandry izay taraiky, ary ny fiainana ankehitriny tsy mandefitra amin'ny hakamoana. Na mpitovo ianao na efa manambady, fotoana izao handraisana andraikitra amin'ny fitadiavam-bola.
1. Ho anao mbola mpitovo:
Aza miandry hitombo vava: Ny fahatanorana no hery. Ny fahaleovan-tena ara-bola androany no miantoka ny fahafahanao sy ny safidinao rahampitso.
Manorina fototra: Tsy misy tokatrano vanona azo aorina eo ambony fahasahiranana sy fiankinan-doha amin'ny ray aman-dreny.
2. Ho anao efa manambady:
Ny fitiavana tsy mahamasaka vary: Ny fandaniana ao an-tokatrano (trano, sakafo, fianarana, fahasalamana) dia mitaky dika mivaingana.
Miaraka mientana: Tsy fotoan'ny miandry ny irery intsony izao. Na lahy na vavy, samy mila mampiditra vola mba hampijoroana ny hoavin'ny vady aman-janaka.
Ny hafatra lehibe: Tsy misy asa menatra ho an'ny tanora te handroso. Ampiasao ny hery, ny saina, ary ny internet hitadiavana loharanom-bola. Izay afafinao androany no hojinjainao rahampitso!
Zarao raha nahasoa anao ❗❗